Ahitana andro ratsy miforona ao amin’ny ranomasimbe Indianina, nanomboka ny 15 aogositra lasa teo, araka ny fampahafantarana navoakan’ny Foibe famantarana ny toetr’andro eto Madagasikara, omaly. Tsy ahina hanakorontana ny toetry ny andro eto amin’ny Nosy anefa izany, raha ny vaovao voaray hatrany. Mety ho lasa rivodoza kosa izy io, anio, […]
Auteur/autrice : Adnews
Hamehana ara-pahasalamana : mampanahy ny OMS ny Variole du singe
Nambaran’ny Sampandraharahan’ny Firenena mikambana momba ny fahasalamama, OMS, tamin’ity herinandro ity, fa hamehana ho an’ny fahasalamam-bahoaka, mahakasika izao tontolo izao, ny valanaretina Variole du singe miseho amin’ny firenena afrikanina maromaro. Noraisina ny fanapahan-kevitra noho ny fanahiana fa misy karazany mamono sy mifindra haingana (Monkeypox) mamely ny firenena afrikanina izay tsy […]
Tsenaben’ny fitaovam-pianarana : manome lanja ny vokatra eto an-toerana
Mitondra vahaolana hampihenana ny vola mivoaka amin’ny ray aman-dreny sy ny sekoly ny “Tsenaben’ny fitaovam-pianarana”, karakarain’ny Cnapmad hatramin’ny faran’ny volana. Ho fanampiana ny ray aman-dreny sy ny mpitantana sekoly hanomana ny fidirana ho an’ny taom-pianarana vaovao, mikarakara Tsenabe ny Cnapmad eny Ankorondrano. Eo ambany fiahian’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena. Nanomboka omaly, ary […]
INDRAY MIJERY
Hanao volonandro ririnina ny toetry ny andro amin’ny ankapobeny, indrindra fa any amin’ny ilany atsinanan’ny afovoantany sy ny afovoany atsinanan’ny Nosy, ao anatin’ny roa andro manaraka. Hikorontana koa ny toetr’andro any an-dranomasina, amin’ny morontsiraka Afovoany Andrefana, Atsimo Andrefana, Atsimo ary Atsimo-Atsinanana. Efatra ny fototry ny asa mifandraika amin’ny maha olona : […]
Bakalorea-Fianarantsoa: 55,25% ny taham-pahafahana
Nivoaka afakomaly hariva, ny valim-panadinana bakalorea 2024 ho an’ny faritanin’i Fianarantsoa. Manodidina ny 54,99 % ny taham-pahombiazana ho an’ny bakalorea ankapobeny. Mitsinjara toy izao: 57,67% % ho an’ny serie A1, 48,34% ho an’ny serie A2, raha 75,51 % ny serie C. 64,12 % kosa ny serie D. 65,02 % ho […]




