Fomban-drazana nentin’ny mpanjaka Andriamanelo teto Madagasikara ny famorana. Anisan’ ny mampiseho fa tena lehilahy sy ny maha izy azy ny zazalahy kely ny fanaovana azy io. Tanterahana rehefa vanim-potoana ririnina ny didimpoitra eto Madagasikara. Mba tsy hampanano sarotra ny fanasitranana ny fery. Efa hamarana ny vaninandro ririnina ny eto Madagasikara, […]
Auteur/autrice : Adnews
FANTINA sy FINTINA
Tokony hanao ezaka tsaratsara kokoa ny fitondram-panjakana momba ny olan’ny Jirama, araka ny nambaran’ny filohan’ny FFKM, ny pastora Rakotozafy Denis, teny Anosy, ny alarobia lasa teo, ny amin’ny famatsian-jiro sy rano izay mavesatra amin’izao. Be ny fitaovana simba, ny fiharian-karena tsy araka ny ilana azy ary eo koa ny fahavoazana […]
Antananarivo Renivohitra : hirotsaka ho ben’ny Tanàna Ravalomanana Marc
“Voaraiko ny fangatahana nataonareo mba hirotsahako hodifina ho ben’ny Tanànan’ ny kaominina Antananarivo Renivohitra indray. Efa nilaza taminareo aho fa tsy hiamboho adidy. Efa nanome toky anareo aho fa tsy hamela ny vahoaka malagasy irery. Efa nanambara taminareo aho fa hanokana ny andro sisa rehetra hiainako hanarenana ity firenena malalantsika […]
Mila vonjy !
Mihazakazaka ny fihodin’ny ora sy ny minitra. Tapitra sahady ny fotoana fialantsasatra ho an’ny mpianatra. Herinandro sisa dia hiverina an-dakilasy ny kilonga madinika sy ny zatovo. Ho raikitra indray ny henjikenjika arahin-tosika ho an’ny ray aman-dreny. Fomba fiteny ihany izay! Iaraha-mahalala fa ady goavana tsy nahafahana mandrimandry ny fampidirana […]
Fihaonana an-tampony any Zimbabwe: tanjona ny hitondrana fanatsarana maharitra ho an’ny sehatry ny indostria
Hikaondoha mandritra ny roa andro, hikaro-bahaolana enti-manatsara ny sehatry ny indostria, ireo filoham-pirenena ao anatin’ny Sadc. Antenaina ny hisian’ny fiatraikan’izany ho an’ny sehatry ny indostria eto Madagasikara. Tanterahina anio sy rahampitso, ao amin’ny Lapa vaovaon’ny parlemanta Mont Hampden ao Harare, ny fihaonana an-tampony faha-44 ho an’ireo filoham-pirenena sy filoham-panjakana ao […]




