Madagascar sera à la tête de la Sadc l’année prochaine et accueillera dans ce sens le 45e Sommet de l’organisation. Un rôle que le président de la République Andry Rajoelina, s’est dit prêt à assurer, à l’occasion du 44e Sommet des chefs d’Etat et de gouvernements de la Sadc qui […]
Auteur/autrice : Adnews
IO Vacances Mahajanga 5 – Bajaj & Pousse pousse
Métier, appartenance, le prolongement de soi
TANAN-dehibe: nankatoavina ny Drafi-panajariana
Tontosa omaly, teny amin’ny minisiteran’ny Fanajariana ny tany, teny Anosy, ny atrikasa fankatoavana ny Drafi-panajariana ny tanàn-dehibe na « Plan d’urbanisme directeur » (Pudi). Nanatrika izany ireo solontenan’ny minisitera samihafa, niaraka tamin’ireo ben’ny Tanànan’ireo kaominina hisitraka ny tetikasa. Ankoatra ny fahazoana tanàna mirindra sy milamina, tanjona amin’izany koa ny hampahafantatra an’ireo tomponandraikitra […]
Depiote Zavamanitra : fanamby ny hampandroso an’i Fandriana
Tomefy olona ny kianjan’i Beapombo, Fandriana, omaly. Tafapetraka amin’ny fomba ofisialy eo amin’ny toerana maha solombavambahoaka azy Andriamiharivolamena Zavamanitra. Notontosaina omaly, ny fametrahana amin’ny fomba ofisialy ny solombavambahoakan’i Fandriana, Andriamiharivolamena Liva Zavamanitra. Ny filoha lefitry ny Antenimierampirenena ho an’ny faritanin’i Fianarantsoa no nametraka ny samboady ho marik’izany. Vahoaka maro no […]
VAOVAO TAMBATRA
Hanamboatra Chips ny distrikan’i Mananjary, amin’ny alalan’ny milina hanodim-bokatra napetraka any an-toerana. Mahatratra 60 000 taonina isan-taona ny vokatra, toy ny soanambo, ny akondro, ny vomanga, izay azo hahodina ho fampiroboroboana ny toekarena sy ny fiharian’ny mponina. Hanohana ara-bola ireo mpandraharaha misehatra eo amin’ny tontolo iainana sy ny fampandrosoana lovain-jafy ny minisitera […]




