Manana vina, ny hanao ny ivontoerana ao Carion ho kianja azo hampiantranoana lalao iraisam-pirenena ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra, araka ny fanadihadiana natao. Tsy maintsy hanaovana fangatahana amin’ny federasionina iraisam-pirenena (Fifa) anefa ny fahazoana izany. Manoloana ny olana ara-kianja mbola sedrain’ny ekipam-pirenena malagasy, amin’ny taranja baolina kitra, manana vina ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Asan- jiolahy ao Toamasina : Lavon’ny balan’ny polisy i Coco
Ela nitoratorahana ka lavon’ny balan’ny polisy tao Tanambao Verrerie i Pascaud Edvin, fantatry ny maro amin’ny solonanarana hoe Ra-Coco, 32 taona. Tovolahy vao erotrerony saingy efa mpamerin-keloka. Raha iverenana ny zava-nitranga, natory tany amin’ny tranon- drainy ao Tanambao Verrerie izy ny alahady 19 avrily teo. Reraky ny torimaso izy, araka […]
INDRAY MIJERY
Aorian’ny fanarenana ny oniversiten’i Toamasina, izay ravan’ny rivodoza Gezani vao hijery ny fanavaozana ny fotodrafitrasan’ny onivesiten’i Toliara ny fanjakana, hoy ny filohan’ny fanavaozana. Momba ny tanin’ny oniversite misy mibodo kosa, hisy fandaminana hamerenana ny tany amin’ny tompony ka homena bokin-tany ireo tanim-panjakana hisoratra amin’ny minisitera hialana amin’ny olana. Nitsidika ny […]
Vatsim-pianarana eny amin’ny oniversite : Mandinika ny fampiakarana ny fitondrana
Nihaona tamin’ny mpianatry ny oniversiten’i Toliara ny filohan’ny Fanavaozana, Randrianirina Michaël, nandritra ny fandalovany tany an-toerana. Nanolotra forage ho famatsian-drano ho an’ny mpianatra izy. Fiaraha-miasa amin’ny minisiteran’ny Rano sy fanadiovana ary fidiovana miaraka amin’ny fikambanana Fonena izany. Tsy andoavam-bola ny fisitrahana ny rano. Nitafa mivantana tamin’ny mpianatra ny filoha ary […]
Mercy Ships : Mitohy ny fandidiana maimaimpoana
Hatao ao amin’ny CHU Analakinina, Hopitaly be ny fisoratana anarana ho an’ireo maniry ny hisitraka ny fandidiana ataon’ilay sambo hopitaly Mercy Ships, ny 29 avrily hatramin’ ny voalohan’ny volana mey. Voafaritra mazava ny karazan’aretina raisina an-tanana sy anaovana fandidiana. Ho an’ny ankizy 4 hatramin’ny 12 taona, raisina an-tanana ny fandidiana […]




