Auteur/autrice : Adnews

Fifanakalozana ara-barotra: firenena fahadimy fanondranan’ i Madagasikara entana i Chine

Mpiray ombon’antoka amin’i Madagasikara amin’ny sehatra maro i Chine. Miavaka anatin’izany ny lafiny toekarena, indrindra ny ara-barotra . Niompana tamin’ny fiaraha-miasan’ny firenena sinoa sy malagasy amin’ny lafiny toekarena sy ny fivoaran’izany ny fifampizarana nandritra ny “Salon des médias” andiany fahafito, teny Ivato, omaly. Nandray anjara tamin’ny fivoriana momba ny fitantanan-draharaha […]

VAOVAO TAMBATRA

Hihamafy ny delestazy, satria mihena hatrany ny herinaratra vokarin’ny Jirama. Antony, latsaka 2,2 metatra oharina amin’ny haavo azo ampiasaina ny rano any amin’ny tohodranon’Andekaleka, ka kely ny tosiky ny rano. Haharitra adiny iray ny fanapahana manomboka amin’ny 1 ora-5 ora hariva, ary adiny 2 ora amin’ny 11 ora alina-4 ora […]

Fiovam-pihetsika: iraisana ny fanabeazana ara-tontolo iainana

Natao omaly, teny amin’ny foiben’ny Giz Soanala Ambatobe, ny atrikasa andiany faharoa, mahakasika ny fanabeazana mifandray amin’ny tontolo iainana. Manodidina ny 30 ny mpandray anjara, nahitana ny mpisehatra samihafa amin’ny tontolo iainana, teo ambany fiahian’ny minisiteran’ny Tontolo iainana sy ny fampandrosoana maharitra (Medd). Tanjona ny hampipaka ny fanabeazana any amin’ny […]

Fihariana : mahaliana sokajin’olona maro ny fiompiana trondro

Mitohy ny fampiofanana fiompiana trondro, eo ambany fiahian’ny minisiteran’ny Jono sy ny toekarena manga (MPEB), manerana ny faritra maro. Tsy mijanona ho tantsaha intsony, fa ahitana sokajin’olona samihafa. Miisa 21 ny mpisitraka fiofanana momba ny fiompiana trondro an-dobo sy an-tanimbary ary an-tanàna ivelany (hors sol) any amin’ny kaominina Ambatosoratra, distrika […]