Auteur/autrice : Adnews

Ampefy : Sinoa am-polony voasambotra

Nosamborin’ny mpitandro filaminana tao amin’ny trano fandraisam-bahiny iray ao Ampefy ny sinoa am-polony, faritra Itasy, ny alin’ny alarobia hifoha ny alakamisy 11 jona teo. Notanana atao famotorana ireo teratany vahiny ireo noho ny tsy fananany taratasy mazava ahafahana miditra eto Mada­gasikara. Niditra antsokosoko teto an-toerana izy ireo, araka ny loharanom-baovao. […]

Zazavavy 12 taona nanjavona : Mpianatry ny EPP hita faty voatsindrona antsy

Nisy namono tamin’ny fomba feno habibiana ny ankizivavy 12 taona, tany Masindray Atsinanana, kaominina Fihaonana. Nandeha ianatra izy ny talata maraina, hita faty voatsindrona antsy teo amin’ny tendany ny ampitso atoandro. Hita faty tao Antamponi­tsara, fokontany Ma­sindray Atsinanana, kao­minina Ambanivohitra Fi­hao­nana, distrikan’Ankazo­be, ny alarobia 10 jona 2026, ny ankizivavy 12 […]

Victimes du cyclone Gezani: mise en place de groupes de soutien psychosocial

Plusieurs mois après le passage du cyclone Gezani, de nombreuses personnes vivent toujours dans le stress, l’anxiété, les traumatismes psychologiques, la peur ou encore dans un sentiment d’incertitude face à l’avenir. L’ONG Humanité & Inclusion (HI), autour du thème « Parce qu’ensemble, les épreuves deviennent plus faciles à traverser », vient de […]

Relations économiques : l’UE et AfOA concluent un Accord de Partenariat Economique modernisé

L’Union européenne (UE) et quatre Etats d’Afrique orientale et australe (AfOA) dont Comores, Madagascar, Maurice et les Seychelles viennent de franchir une étape majeure dans le renforcement de leurs relations économiques. Hier à Balaclava (Maurice), les deux parties ont procédé à la signature de l’Accord de Partenariat Economique (APE) renforcé. […]