“Mijery baolina sy manala azy”! Izay no azo ambara amin’ity hetsika “Coca Cola Ultimate Yas Soccer” ity, izay handefasana ny lalao rehetra amin’ny fiadiana ny amboara maneran-tany maimaimpoana, etsy amin’ny Tana Water Front Ambodivona, manomboka anio. Raha ny fanazavana azo omaly, hisy fahitalavitra lehibe eny an-toerana. Hisy koa toerana telo […]
Auteur/autrice : Adnews
SOMBIM-BAOVAO
Hisongadina indray i Madagasikara eo amin’ny fitsarana basikety maneran-tany. Voatendry hitsara ny fiadiana ny amboara maneran-tany, ho an’ny sokajy latsaky ny 17 taona, ny Malagasy mpitsara iraisam-pirenena, i Yann Vezo Davidson. Fifaninanana izay hatao any Turquie, ny 27 jona hatramin’ny 5 jolay izao. Nitsidika sy tonga nanolotra fisaorana ny Filohan’ny Fanavaozana […]
Taranja Parkour : Top 10 maneran-tany i Fitsikiana
Tsy nitsanga-menatra ny solontena malagasy niatrika ny fiadiana ny amboara maneran-tany, taranja Parkour, natao tany Instabul, Turquie, ny herinandro lasa teo. Tafiditra anatin’ny 10 voalohany mendrika indrindra, teo amin’ny Freestyle sy Speedrun, ny Malagasy vavitokana, i Fitsikiana, nandritra ity fifaninanana ity. Tsy ambakan’izany ihany koa i Dinah, izay tafakatra hatramin’ny ampahavalon-dalana. Eo […]
Baolina kitra – «Mondial 2026» : Lalao 44 hivantana amin’ny fahitalavi-pirenena
Hifantoka any Etats-Unis sy Mexique ary Canada ny sain’ny maro, indrindra ny mpankafy baolina kitra, manomboka amin’ity alakamisy ity. Mandritra ny iray volana, hiaina ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany «Mondial 2026», izao tontolo izao. Tsy ho tompon-trano mihono ny Malagasy fa hahita fihaonana mivantana miisa 44. Hiaina ao anatin’ny […]
Fivondronan’ny mpanao solonify : Misedra olana amin’ny fahazoana akora fototra
Misedra olana goavana eo amin’ny lalàna mifehy azy ireo ny mpanao solonify, raha ny fanambarana nataon’ny fikambanambe ivondronan’ireo mpanao solonify eto Madagasikara (Asproma), omaly, tetsy Ivato. « Somary misy sakantsakana ho anay mpanao asa tanana misehatra amin’ny fanaovana solonify ny lalàna misy », hoy i Barijaona, mpitondra tenin’ny fikambanana. Anisan’izany ny fanakanana […]




