Auteur/autrice : Adnews

Le juste équilibre

Il faut parfois savoir écouter. C’est sans doute la principale leçon que l’on peut tirer de l’épisode de la Taxe sur les Véhicules à Moteur. Annoncée comme une nouvelle source de recettes pour l’État, cette taxe qui devrait entrer en vigueur, a pourtant déclenché une vague de réactions, de critiques […]

TSELATRA

Lehilahy 25 taona hita faty tao amin’ny vavaranon’i Besalampy, omaly. Tapaka ny hatok’io olona io ary nahitana ratra ny lohany, araka ny loha­ranom-baovao. Tsy fantatra mazava anefa ny anton’ny nahafaty azy raha toa ka nianjera tampoka na ahoana. Hatolotra ny fampanoavana tsy ho ela ilay lehilahy nanafika mpanao Cash point […]

Jiolahy 15 lahy nanafika : Tokantranona zandary voatafika, olona roa naratra

Notafihin’ny jiolahy miisa 15 mirongo fitaovam-piadiana ny tokantranona zandary iray tany amin’ny fokontany Anda­boly, kaominina andrenivohitra Toliara I, distrikan’i Toliara I, ny alin’ny talata hifohy ny alarobia lasa teo. Nisaron-tava avokoa ireo olon-dratsy tamin’ny fotoana nanatanterahiny ny asa ratsy. Tsy tao an-trano ilay zandary tompon-trano nandritra ny fanafihana ka nanararaotra […]