Auteur/autrice : Adnews

SADC : Hodinihina manokana ny momba an’i Madagasikara

Nandinika manokana momba ny fivoaran’ny toe-draharaha politika eto Madagasikara ireo filoham-panjakana 16 mpikambana eo anivon’ny vondrona Sadc, tany Botswana, omaly, araka ny fampitam-baovaon’ny Sadc. Nitarika izany ny filohan’i Afrika Atsimo, i Mata­mela Cyril Ramaphosa. Nodinihina ny fivoaran’ny toe-draharaha politika sy ny filaminana eto Madagasikara. No­jerena tamin’ny antsipiriany ny tatitr’ireo iraky […]

Classement mondial sénior: le judo malgache gagne en solidité

Le nouveau ranking senior publier hier par la fédération internationale de judo, confirme une tendance claire. Le judo malgache n’est plus un outsider occasionnel, mais un contingent qui s’installe progressivement parmi les nations respectées du circuit. La judokate malgache la mieux classée mondiale, Aina Laura Rasoa­naivo Razafy (-70 kg) conserve […]