Taona maromaro lasa izay, horonantsary iray nahitana sy nahenoana ankizilahy maromaro nihira an-dalambe, no lasa nalaza tampoka. Samy nahatsikaritra fa manam-peo azo trandrahina ireto tovolahy ireto, raha misy fanarahana bebe kokoa. Maro ireo nanolo-tanana ny hanosika ny talentan-dry zalahy ireto, ka nifanaraka ireo fa ankinina amina mpanakanto afaka mitari-dalana azy […]
Auteur/autrice : Adnews
Festival 321 andiany faha-6: manana ny hoaviny mamiratra ny soradihy
Iray amin’ireo hetsika momba ny dihy nahatafapetraka zavatra maro ny « Festival 321 ». Ankoatra izay, mitohy ny dia… Naneho ny hoavy manaraka ny andiany faha-6. Nanomboka ny 5 aogositra ka hifarana anio, ny andiany faha-6 amin’ ilay hetsika lehibe momba ny dihy nampitondraina ny lohateny « Festival 321 ». Niompana amin’ny lohahevitra « Art […]
Lozam-pifamoivoizana: miankina amin’ny toe-javamisy ny fanefan’ ny trano fiantohana ny vidin-takaitra
Mampitaraina ny ankamaroan’ny tompona fiara ny fikarakarana sy fahazoana tombontsoa amin’ny trano fiantohana rehefa misy ny loza mitranga. Miankina amin’ny zava-misy kosa ny fanefan’ny trano fiantohana ny vola mifandraika amin’ izany. Anisan’ny mampimenomenona ny tompona fiara sy mpamily maro ny fahelana sy fivoahan’ny vola any amin’ny trano fiantohana rehefa misy […]
Fantina sy fintina
Mbola mitoetra ny lonilony sy ny halako bika tsy tiako tarehy ataon’ny mpitondra, araka ny nambara’ny filoha nasionalin’ny HVM, Rakotovao Rivo, omaly. Anton’izany ny tsy nanohanan’ny fitondrana ny firotsahan-kofidin’ny filoha teo aloha, Rajaonarimampianina Hery, ho filohan’ny Vondrona afrikanina. “Efa maro anefa ireo mpanohana sy niaiky ny fahaizany”, hoy izy. “Tena […]
Ny erikerika mahatondra-drano
Samy manana ny fisainany sy ny fandraisan-javatra ilay Malagasy. Indrisy fa mirona any amin’ny fomba fijery miiba hatrany amin’izay atao ny maro anisa. Raha mandinika ny zava-misy dia tena mahavalalanina hoe, angaha dia tsy misy afa-tsy ny zava-dratsy ary eto amin’ity firenena ity? Tena efa mahavariana sy mahalasa saina. Sarotra […]




