Manao adisisika amin’ny hampiakarana ny sorabola ho an’ny fahasalamana ny firaisamonina sivily, tafiditra ao anatiny ny sorabola natokana hividianana vaksiny izay mbola miankina betsaka amin’ny mpiray ombon’antoka vahiny. Nikarakara atrikasa nandritra ny roa andro, teny Ambatomirahavavy, ho an’ny vehivavy voafidy ho ben’ ny Tanàna 94 manerana ny Nosy ny Vovonan’ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Indray mijery
Tsy mandray mpiasam-panjakana vaovao ny minisitera rehetra ao anatin’ny lalàna mifehy ny tetibolam-panjakana 2024, ankoatra ny fitandroana ny filaminana. Hisy fiantraikany amin’ny fahasalamam-bahoaka eny ifotony ny fanapahan-kevitra satria betsaka ny fotodrafitrasam-pahasalamana miorina tsy misy mpiasa. Nivory niaraka tamin’ny tomponandraikitra sy talen-tsekoly avy amin’ny tsy miankina ny ekipan’ny Ofisy nasionaly misahana […]
Ambalamanasy -Toamasina: tokantrano maro ahina ho rava fonenana
Nisavoritaka vao maraina ny fokonolona ao Ambalamanasy, Carreaux fahatelo, afakomaly. Anton’izany ny filazana fa hisy ny fandravana tokantrano manodidina ny 120 tafo any an-toerana. Efa tonga teny an-toerana ny vaditany nanatanteraka ny didy fanesorana ny fefy sy ny trano eo amin’ilay toerana. Tsy nanaiky lembenana tamin’izany ny fokonolona ary niaro ny […]
Taratry ny kanto
Fotoan-dehibe ho an’ny mpankafy mozika, indrindra ny Jazz, ity faran’ny herinandro ity. Hanamarika izany mantsy ny « Jazz Street », atao eny amin’ny Tohatohabaton’Antaninarenina, anio, sy ny “Grande Scène”, manoloana ny Lapan’ny Tanàna Analakely, rahampitso. Hetsika samy tafiditra ao anatin’ny “Festival Jazz Tohatohabato”, andiany faha -13. “Les Elles des jeux”, fampirantiana atao […]
Vohitra manan-tantara: fetin’ny taranaka FJKM Ambohimamory
Iray amin’ireo vohitra manan-tantara eto Imerina i Ambohimamory. Anisan’ny nahatahiry izany ny FJKM Ambohimamory Malala Orimbato. Hisongadina amin’ny « Fetin’ny taranaka » hotanterahina rahampitso eny an-toerana io. Nanao antso ho azy ireo ny tomponandraikitra hanatontosa ny fihaonana hiainana indray ny fifankatiavana sy firaisankina ary ny fifankahalalana. Tafiditra ao anatin’ny fandaharam-potoana ny fanompoampivavahana […]




