Auteur/autrice : Adnews

Rugby – Federal 2 Hifampitana ny Rosa sy ny 3F5

Hitohy etsy amin’ny Kianja Malacam Antanimena, rahampitso, ny andro fahadimy amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara “Federal 2”, taranja rugby. Anisan’ny fihaonana goavana ny fifandonan’ny Rosa Club de l’Imerina sy ny 3F5 Amboditsiry. Fileovana samy manana ny fahaiza-manaony ny roa tonta. Havanana amin’ny tolotolotra haingam-pandeha ry zareo Rosa. Mafy ao […]

Filohan’ny Caf teo aloha: nodimandry Issa Hayatou

Misaona ny tontolon’ny baolina kitra aty amin’ny kaontinanta afrikanina. Nodi­ma­ndry teo amin’ny faha-77 taonany, tany Paris, ny alakamisy lasa teo, ilay Kameroney filohan’ny kaonfederasiona afrikanin’ny baolina kitra (Caf) teo aloha, Issa Hayatou. Nitan­tana ny Caf nandritra ny taona 1988-2017 izy, ary efa voatendry ho filoha vonjimaikan’ ny Fifa ny taona […]

« Ligue des Champions Caf »: mbola baraingo ny momba an’i El Hadari ao amin’ny Disciples Fc

Hotanterahina atsy Maurice, ny 18 aogositra ho avy izao, ny lalaon’ny Disciples FC sy ny Orlando Pirates Afrika Atsimo. Andrasana ny mahakasika an’i EL Hadari. Afaka dimy andro, izany hoe, ny 15 aogositra ho avy izao no hanainga eto an-tanindrazana ho any amin’ny Nosy Maurice, ny Disciples FC Madagasikara. Hiatrika […]

Andro iraisam-pirenena ho an’ny tanora: fotoana ampitomboana fahalalana sy traikefa

Nankalazaina omaly ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny tanora. Notanterahina tetsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina izany ho an’i Madagasikara. Nitarika izany ny minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahan­tena mpisolo toerana, Ramon­javelo Valéry. “Tanora liam-pivoarana, tanora mahay mikirakira niomerika, fanoitra amin’ ny fampandrosoana maharitra sy lovain-jafy” ny lohahevitra tamin’ity taona ity. “Sehatra […]

« Géoforum »- andiany faharoa: hifantoka amin’ny fikirakirana ny harena an-kibon’ny tany

Hotanterahina etsy amin’ ny Mining Business Center (MBC) Ivato, ny 22 sy 23 ao­go­sitra izao ny hetsika “Géofo­rum”, andiany faharoa. Hetsika iaraha-miasa sy tohanan’ny orinasa Telma Madagascar. Omena sehatra ny fanampiana ireo tanora malagasy maniry ny hanaraka ny lalam-piofanana Géoscience eny anivon’ny sekoly ambony polytechnique Vontovorona. Hifantoka amin’ ny fomba […]