Auteur/autrice : Adnews

Ambovombe Androy: vita ny foibem-paritra fandrindrana ny asa vonjimaika

Misy fiantraikany mandritra ny taona maro amin’ny mponina any Atsimo ny krizy vokatry ny haintany noho ny fiovan’ny toetr’andro. Hanakaiky vahoaka hitondra vahaolana maharitra ny fametrahana ny CRCou ao Ambovombe. Vita ny fananganana ny ivontoeram-paritra fandrindrana ny asa ho fa­maliana ny hamehana (CRCou) any Ambovombe Androy, ny herinandro lasa teo. […]

Sombim-baovao

Raha tsy misy ny fiovana, hanainga eto an-tanindrazana hihazo ny Nosy Maurice, ny 15 aogositra ho avy izao, ny ekipan’ny Disciples FC Vakinankaratra. Hiatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika « Ligue des Champions-Caf » izy ireo, ka ny Orlando Pirates avy atsy Afrika Atsimo no hihaona amin’izy ireo. Tafakatra ao amin’ny […]

Lalao Olympika (JO 2024): hiditra an-tsehatra anio i Sidonie

Andrasan’ny rehetra fatratra amin’ity alarobia ity, ny fidirana an-tsehatr’i Sidonie Fia­danantsoa, eo amin’ny hazakazaka 100 m misy fefy sy ny an-dRandafiarison Rosina eo amin’ny fibatana fonjam-by, lalao Olympika tanterahina any Paris France. Izy mirahavavy ireo izay heverin’ny rehetra fa hahavita dingana lavitra. Hiatrika ny fifaninanana ao amin’ny Stade de France […]

Kianja Barea Mahamasina: mampiofana momba ny fandriam-pahalemana eny an-kianja ny Caf

Anisan’ireo singa iray notakina tamin’ny Kianja Barea Mahamasina ny resaka fandriampahalemana. Manoloana izany, misy ny fampianarana sy fifampizarana traikefa ataon’ny Caf mahakasika izany. Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy omaly, teny amin’ny Kianja Barea Mahamasina, ny fampiofanana eo amin’ny lafiny fandriampahalemana, izay karakarain’ny Caf. Tonga niatrika izany avokoa ny solontena eo anivon’ny […]