Auteur/autrice : Adnews

“Fier-Mada” 25 taona nanohanana ny mpamokatra

Niara-dalàna sy nanohana ny mpamokatra malagasy hatrany ny Tsenabe iraisam-pirenena ara-toekarena eny ambanivohitra “Fier-Mada”, nandritra izay 25 taona nisiany izay. Nisongadina hatrany ny fihaon’ny mpanjifa mivantana amin’ireo mpamokatra avy eny ifotony. Fotoan-dehibe iray mampivondrona ny mpamokatra sy ny tantsaha manerana ny Nosy ny hetsika “Fier-Mada” izay atao eny amin’ny kianja […]

Raharaha Romy Voos: mbola meloka amin’ny resaka kolikoly

Tsy voafafa ny fiampangana an’i Romy Voos Andrianarisoa, ho nanao kolikoly. Nisitraka fanalefahan-tsazy izy, noho ny fahafenoana be loatra ny fonja, hoy ny ambasady britanika. Nanao fanambarana ta­min’ny kaonty Face­book-ny, omaly, ny am­basady britanika eto Mada­gasikara. Nivoitra tamin’izany fa mbola mitombina ny fiampangana an’i Romy Voos Andrianarisoa, talen’ny kabinetran’ny Fiadiadiana […]

Identifiant unique: l’enrôlement biométrique à partir de septembre

Bientôt un identifiant numérique pour chaque citoyen. Le ministre du Développe­ment Numérique, des Postes et des Télécom­munications a annoncé le lancement officiel, dès septembre, de l’enrôlement biométrique des citoyens à Madagascar. Le projet se déroulera en partenariat avec le Ministère de la Justice et le Ministère de l’Intérieur, et bénéficiera […]

Vaovao tambatra

Mahatratra 55,5 taonina ny horita azon’ireo mpanjono ao amin’ny faritra SAVA nandritra ny fisokafan’ny Jono tao an-toerana, ny 01 aogositra teo. Vokatra azo tamin’ny fiaraha-mitantana ny harena anaty rano iarahan’ny minisitera sy ny mpanjono madinika. Marihina fa nikatona roa volana ny jono horita tao Sava. Hiverina amin’ity volana ity ny […]