Tontosa ny faran’ny herinandro teo ny fankalazana ny faha-59 taonan’ny Maître Razanakolona René. Ady totohondry miisa 60 no nitranga nandritra io 2 andro io, tetsy amin’ny Kianja mitafon’i Mahamasina. Tanjona ny hamelomana indray ny taranja. Nifarana omaly, tany Toamasina, ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, taranja volley-ball, sokajy latsaky ny 18 […]
Auteur/autrice : Adnews
Karate-Fampivondronana: tanjona ny ho tompondaka iraisam-pirenena
Niatrika fampivondronana nandritra ny 4 andro, teny amin’ny ANS Ampefiloha, ny mpikatroka karate, sokajy Poussins, Minimes ary Ben- jamins, taranja karaté. 24 mianadahy izy ireo no nisitraka izany. Mpikarakara ny hetsika ny federasion’ny Karate-do malagasy. Notsongaina tamin’ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara “enfant” farany teo izy ireo. Ny roa voalohany isaky […]
Rabejaona Holy Antsa: nanamontsana ny zava-bitany tsara indrindra tany Paris
Mbola mitohy ny fandraisana anjaran’i Madagasikara, amin’ny lalao Olympika 2024 tanterahina any Paris. Atleta malagasy roa indray no niditra an-tsehatra ny sabotsy lasa teo. Rabejaona Holy Antsa, taranja lomano, sy i Rija Vatomanga Gardiner, taranja atletisma, no nandray anjara, ny sabotsy lasa teo. Fandraisana anjara azo lazaina ho nahafa-po na […]
Taratry ny kanto
AmbondronA eny amin’ny Coliseum. Nanambara tamin’ny fomba ofisialy ny tarika fa hotontosaina ny alahady 29 septambra izao indray ilay seho goavana ao amin’ity toerana ity. Isaky ny roa taona eo no manome fotoana ny mpankafy azy ao amin’ny Coliseum ny tarika AmbondronA. Ry zareo irery, hatreto, no tarika tokana mahafeno […]
«Festival Cinémas d’Afrique»: hahazo sehatra ny «Disco Afrika»
«Disco Afrika: A Malagasy story». Sarimihetsika amin’ny teny malagasy, notontosain’i Luck Razanajaona, novokarin’i Jonathan Rubin ary niarahan’i Francois Hebert, Marcelo Novais Teles, Ludovic Randriamanantsoa ary Parista Sambo nanoratra. Ity sarimihetsika ity no vokatra malagasy hampahafantarina mandritra ny «Festival cinémas d’Afrique Lausanne», hetsika iray miompana manontolo ho an’ny sarimihetsika afrikanina, hatao […]




