Hatao ny volana septambra ho avy izao, ny tohin’ny fifaninanam-pirenena XXL Top 12. Tsy mijanona kosa ny fifanintsanana Top 20, federaly faharoa, izay hatao ao Antanimena. Miato kely indray ny fifaninanana XXL Top 12, taranja rugby, federaly voalohany. Araka ny fanazavana azo tamin’ny Malagasy Rugby, omaly, hatao ny 2 septambra […]
Auteur/autrice : Adnews
SOMBIM-BAOVAO
Hisolo tena an’i Madagasikara, any Johannesburg, mandritra ny fampiofanana basikety ho an’ny tanora mendrika eto Afrika (Basketball Without Broders), Razanakarivelo Christelle sy Andrianjatovo Loic. Fampiofanana hatao ny 3 hatramin’ny 6 aogositra izao ka ny alarobia lasa teo izy ireo no niala teto an-tanindrazana. Niditra tamin’ny andro fahefatra, omaly, ny fiadiana […]
Basikety-Mada U14: hiditra amin’ny ampahefa-dalana, anio
Hifarana afaka 2 andro sahady, ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara taranja basikety, sokajy latsaky ny 14 taona lehilahy sy vehivavy, hatao any Mahajanga. Mizotra araka ny tokony ho izy ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja basikety, sokajy latsaky ny 14 taona lehilahy sy vehivavy, nanomboka ny 27 jolay lasa teo […]
FANTINA sy FINTINA
Vonona hofidiana ho filohan’ny Vaomieran’ny Vondrona afrikanina ny filoha teo aloha, Rajaonarimampianina Hery, araka ny hita tao amin’ny facebook an’ny HVM. Voalaza fa kandidà tsara toerana izy satria hanohana azy ireo mpitarika politika Afrikanina. Andrasana ny ho fankatoavan’ny fanjakana sy ny fanoloran’ny filoha Rajoelina azy, afahany mifaninana. Hihaona amin’ireo mpanohana […]
Fananan-tany: mitohy ny fanatsarana ny ady amin’ny kolikoly
Tontosa omaly, teny amin’ ny Hotel Panorama Andrainarivo, ny tatitry ny atrikasa mahakasika ny fitilina ireo ambana kolikoly mandritra ny fizotran’ny fiarovana fananan-tany, nokarakarain’ny Transparency International- Initiative Madagascar (TI- IM). Anisan’ireo izay niatrika izany ny Tahirim-pirenena momba ny fananan-tany, niaraka tamin’ny solontenan’ny fitaleavana momba ny fandrefesan-tany. Ireto farany, izay nisolo […]




