Tanora Malagasy, mpanatontosa horonantsarimihetsika Randriamiharisoa Fanasina. Mpandresin’ny fifaninanana «Madagascourt Film Festival» (MFF), andiany faha 19, tao amin’ny sokajy nasionaly, tamin’ny alalan’ny «Engrenage», horonantsarimihetsika notontosainy, no tena nahafantarana azy. Efa mpankafy ny tontolon’ny fanatontosana horonantsary hatramin’izay Randriamiharisoa Fanasina. Maro ny dingana efa nolalovany, ary anisan’ny nofinofiny hatramin’izay ny fandraisana anjara amin’ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Tsy mety mandroso: firenena « Be tokony… » i Madagasikara
Manan-karem-be i Madagasikara… Noho izany, tokony manan-karena ihany koa ny Malagasy monina eo amin’ny. Be loatra ny soatoavina malagasy no niova endrika. Tokony harenina izy ireny… Rakotra « tokony » ny fiainan-dRamalagasy. Efa ela no nandrenesana fa “tokony” ho sivanina ihany ny tazan’ny maso sy ren’ny sofina amin’ny Televiziona sy […]
Tsipy kanetibe: tapakila roa ho any La Réunion izay tompondaka
Hotontosaina ny 2 hatramin’ny 4 aogositra ho avy izao, etsy Tongarivo Tanjombato, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja tsipy kanetibe, ho an’olon-droa miaraka, lahy sy vavy. Ho an’ny sokajy “seniors” lehilahy, mahazo tapakila roa, mandroso sy miverina, makatsy amin’ny nosy rahavavy La Réunion, izay voahosotra ho tompondaka amin’izany. Hahazo […]
Lalao Olympika 2024: miisa 23 ireo delegasiona lasa any Paris
Tonga ny fotoana hanombohan’ny lalao Olympika Paris 2024. Anisan’ireo mandray anjara amin’izany i Madagasikara, miisa fito ireo atleta malagasy mifanintsana amin’izany. Hotanterahina anio, ao amin’ny reniranon’ny Quai de la Seine Paris, renivohitr’i France, ny lanonam-panokafana amin’ny lalao Olympika 2024. Araka ny vaovao voaray, miisa 23 ireo delegasiona malagasy ofisialy lasa […]
SOMBIM-BAOVAO
Hiditra amin’ny andro fahadimy ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja rugby ho an’ny D1, vehivavy. Fihaonana hatao ny alahady ho avy izao, etsy amin’ny kianja Makis Andohatapenaka. Hifandona ny 3FB sy ny FTM ary ny RCTS Soavimasoandro sy ny ASUT. Eo koa ny fifanandrinan’ny SCB Besarety sy ny FTFA […]




