Nanomboka ny 6 jolay 2024 ny hetsika famonoam-balala ana habakabaka ataon’ ny Ivontoerana famonoana ny valala eto Madagasikara (IFVM). Tanteraka izany vokatry ny famatsiam-bola avy amin’ny Fida, nataon’ny tetikasa Defis, ao amin’ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fiompiana miaraka amin’ny minisiteran’ny Fiarovam-pirenena. Nahatratra 2 150 ha ny velaran-tany voatondraka fanafody nataon’ny […]
Auteur/autrice : Adnews
VAOVAO TAMBATRA
Niato tampoka ny zotra mpitatitra herinaratra any Andekaleka, omaly. Tsy ampy, araka izany, ny tanjaky ny herinaratra ho an’ny Tambajotra iraisan’Antananarivo (RIA). Efa eo am-panarenana ny teknisian’ny Jirama mikirakira ny tanjaka ambony (high voltage), ary hiverina tsikelikely ny famatsiana. Miisa 12 500 ny zana-trondro tilapia natolotry ny minisiteran’ny Jono, ny […]
Tohodrano any Anosy : ahazoana voka-bary 3 taonina isaky ny hekitara
Anisan’ny asa iarahan’ny fandaharanasa PA2R, ny Defis, ny Tahirimbola iraisam- pirenena hampiroboroboana ny fambolena ary ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fiompiana (Minae) ny fanamboarana na fanarenana fotodrafitrasa, toy ny tohodrano. Nijery ifotony ny fizotry ny asa ny solontena maharitra ny Fida, i Joseph Biwole, ny mpandrindra nasionalin’ny fandaharanasa Defis, Randrianaritiana […]
Tetikasa Efaho: ho vitaina amin’ny desambra ny asa dingana voalohany
Mandeha ny asa fanamboarana ny fotodrafitrasa amin’ny tetikasa fitarihana rano fisotro sy ho an’ny fambolena, miainga any Taolagnaro hatrany Ambovombe. Misy zotra mifanandrify sy mifanapaka amin’ny lalana RN 13 ihany koa ny asa hatao. Mifantoka amin’ny fitaterana rano fisotro madio sy ho an’ny fambolena avy any amin’ny reniranon’Efaho any Taoganaro […]
INDRAY MIJERY
Manomboka androany ny fanadinana bakalorea manerana ny Nosy. 218 359 ireo mpiadina manerana ny tanin’ny Repoblikan’i Madagasikara. Nanao ny ezaka rehetra hampizotra tsara ny fanadinana ny tomponandraikitra. Tsy tokony hanadino ny taratasy fiantsoana sy ny karatra famantarana ho mpiadina ireo mpianatra, isan’andro. Nanomboka ny faran’ny herinandro teo ny atrikasa fampiofanana […]




