Natao omaly, ny tatitra momba ny tetikasa Fizarana ny tombontsoa azo avy amin’ny fototarazo sy ny fahalalana nentim-paharazana mahakasika ny zavamaniry (APA). Voakasik’izany ireo zavamaniry fanao fanafody, fikarakarana ny vatana sy tarehy. Tetikasa natao ny taona 2018 hatramin’ny 2025 ny APA, araka ny fifanarahana iraisam-pirenena tany Nagoya. Nilaza ny tale […]
Auteur/autrice : Adnews
Fampianarana ambaratonga ambony: « Tokony homena toerana 500 isa isan-taona»
Nanatontosa filankevitra nasionaly ny mpampianatra mpikaroka sy mpikaroka mpampianatra tamin’ity herinandro ity, tamin’ny alalan’ny fivoriana ampitain-davitra. Anisan’ny nodinihina ny tontolon’ny fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa. Mahavelombolo, hoy ny fanambarana nataon’ny biraon’ny Seces nasionaly, ny fanekena ny lalàna, didim-pitondrana ary didim-panjakana momba ny fampianarana ambony sy ny fikarohana. Mbola betsaka […]
Fanatsarana ny fandriampahalemana: 52 tapitrisa dolara lany tao anatin’ny 10 taona
Feno 10 taona ny Tahirin’ny Firenena mikambana ho an’ny fanamafisana ny fandriampahalemana eto Madagasikara (PBF). Fiaraha-miasan’ny sampandraharahan’ny Firenena mikambana maromaro (Pnud, OIM, Unicef, Unesco) izy ity. 10 taona niantsehatra tany amin’ny tapany atsimon’ny Nosy sy amin’ny faritra hafa ny PBF. Voakasika manokana ny lohahevitra dina, tsy fandriampahalemana, tanora ary ny […]
Fantina sy fintina
Nandefa telegrama fiarahabana sy firarian-tsoa ho an’ny vahoaka malagasy sy ny filohan’ny Fanavaozana noho ny fetin’ny 26 jona ny filohan’i Etazonia, i Donald Trump. Teo koa ny filohan’ny Federasionin’i Rosia, i Vladmir Poutine; ny filohan’ny Repoblika entim-bahoakan’i Chine, i Xi Jinping; ny filohan’ny vondron’ny Nosy Kaomaoro, i Azai Assoumani; ny […]
Mbola be ny adidy !
Tena nahafinaritra ny fety ! Toy ny isan-taona, nahoraka ny fampisehoana sy ny afomanga nanerana ny distrika. Raha atao bango tokana, nahafapo ny mpankafy ny hetsika rehetra. Nakotrokotraka ny fety. Samy nanao izay ho afany ny manampahefana isan-tsokajiny. Vanim-potoana nentina namaly babena ny olona nifidy sy nandatsa-bato izany ho an’ny […]




