Auteur/autrice : Adnews

Défilé du 26 juin: Andry Rajoelina appelle à l’unité nationale

Dans son discours solennel à la Nation, à l’occasion du traditionnel défilé militaire, hier au stade Barea à Mamasina, le président de la République, Andry Rajoelina appelle à consolider l’unité nationale, socle du développement du pays. Les Malgaches ont céléb­ré dans une ferveur patriotique et à l’unisson le 64e anniversaire […]

Fotoam-pitsarana etsy Ambohidahy: hamoaka ny voka-pifidianana ny HCC, anio

Andrasan’ny maro. Hamo­aka ny voka-pifidianana ofisialy ho an’ireo depiote, natao ny 29 mey teo, ny eo anivon’ny HCC, anio amin’ny 10 ora. Ho azon’ny besinimaro hatrehina izany fotoam-pitsarana manetriketrika izany. Ho fantatra amin’ny didy tsy azo ivalozana havoakany eo ireo depiote miisa 163, manerana ny Nosy. Tahaka izany koa ny […]

Taratry ny kanto

Mifarana anio ny fampirantiana « Firenena sy ny hery fiarovana sy filaminana », tanterahina ao amin’ ny Lapan’ny Tanànan’Antananarivo. Tratra ny tanjona, amin’ny ankapobeny, araka ny nambaran’ny tomponandraikitra. Maro no tonga nitsidika ny fampirantiana, indrindra ireo tanora sy mpianatra, izay tena noken­drena hahafantatra ny mahakasika ny hery fiarovana sy filaminana. Tanterahina anio […]