Auteur/autrice : Adnews

« Concert de la paix »: hanehoana fiombonam-po sy firaisan-tsaina

Atao etsy amin’ny kianjan’i Mahamasina, ny alahady izao, ny «Concert de la paix». Fampisehoana ara-pilazan­tsara hafanain’ireo mpanakanto kalaza maro avy eto an-toerana. Anisan’izany ry Rija Rasolondraibe, Joseph d’AF… Tafiditra ao anatin’ny fanamafisana ny fety fankalazana ny faha-64 taona niverenan’ny Fahaleovan­tenan’i Madagasikara izany. “Fotoana hanehoana fiombonam-po sy fiombonan-tsaina izy io”, hoy […]

«Forestival 2024» : Malagasy mpanakanto telo mandray anjara

Mitohy hatrany ny fivelaran’ny zavakanto malagasy. Taratr’izany ny fandraisana anjaran’ireo Malagasy mpahay kanto amin’ny hetsika iraisam-pirenena maro. Malagasy mandray anjara amin’ny «Forestival 2024», atao any Lahnstein Allemagne, Raza­fin­­drakoto Mamy Nirina (Tan­galamamy) sy Rabearivelo Dina Mitia ary Aina Andria­mahafaly. Fampirantiana sy sehon-javakanto maro samihafa atao anaty ala sy eny ankalamanjana izy […]

VAOVAO TAMBATRA

0,01% ny tahan’ny fanondrana entana maneran-tany nataon’i Madagasikara tamin’ny taona 2022. Laharana faha-133 no misy ny firenena raha toa ka eo amin’ny faha-129 isika eo amin’ny raharaha ara-barotra. Mitazona ny laharana voalohany sy faharoa amin’ny fanondranana maneran-tany kosa i Sina sy Etazo­nia, amin’ny taha 14,42% sy 8,28%. Matanjaka sady voalohany […]