Mpampianatra mpikaroka amin’ny lafiny ara-bola amin’ny toekarena any amin’ny tapany atsimon’ny Nosy Andriamiharivola Zavamanitra. Nanome ny heviny izy manoloana ny tatitry ny Banky iraisam-pirenena (BM), ny volana febroary 2024 teo. Araka ny tatitra, faritra roa no mihoatra ny 90% ny tahan’ny fahantrana, ny taona 2021-2022, any Androy (95%) sy Vatovavy […]
Auteur/autrice : Adnews
“Zah@Geek 3.0”: antoka manome asa ho an’ny tanora
Tontosaina etsy amin’ny gara Soarano, ny 21 hatramin’ny 23 jona, ny hetsika niomerika, “Zah@Geek 3.0”, karakarain’ ny Orange Madagascar. Maherin’ny 40 ny orinasa mandray anjara. Nanokatra ny fotoana ny minisitry ny Fampiroboroboana ny haitao ara-kajy mirindra, ny paositra ary ny fifandraisan-davitra, Razafindramalo Tahina. « Mamaly ny filan’ny tanora malagasy ny hetsika […]
Fitaterana an-tariby : 3 000Ar hatramin’ny 5 000Ar ny tapakila
Tsy nisy ny sampona! Tontosa soa aman-tsara ny andrana teknika, nitondrana olona tamin’ny teleferika. Nisantatra ny dia ny filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry. Tontosa omaly, ny andrana teknika faharoa, fitaterana an-tariby na ny teleferika. Nanomboka nitondra olona izany. Ny zotra mampitohy an’Anosy sy Soarano izay efa nandramana tamin’ny zerikanina feno rano […]
Sombim-baovao
Hotanterahina anio, eny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny lalao famaranan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja Handball, taona 2023. Tsiahivina fa izay mivoaka mpandresy amin’ity no misolo tena an’i Madagasikara, mandritra ny CCOI hatao eto Antananarivo, ny volana jolay ho avy izao. Hotontosaina ny 29-30 jona ho avy izao ny […]
Rugby – Top 12: hanala vela amin’ny Uscar ny Tam
Hotanterahina eny amin’ny kianja Makis Andohatapenaka, rahampitso, ny andro fahatelon’ny fifaninanana “XXL Top 12”, taranja rugby. Anisan’ny lalao tena andrasan’ny maro eny an-toerana ny fifanandrinan’ny Uscar sy ny Tam Anosibe. Mbola manala vela ny ekipan’Anosibe amin’ity fihaonana ity, satria lavon’ny Uscar tamin’ny isa 25 no ho 22 izy ireo nandritra […]




