Auteur/autrice : Adnews

Toamasina: nidiran’ny jiolahy ny tranon’ny filohan’ny AJT

Nidiran’ny roa lahy antsokosoko ny trano fonenan’ny filohan’ny Fikambanana mpanao gazety ao Toamasina (AJT), tao amin’ny fokontany Analakininina, Hopitaly Be, parisela 12/21-22, ny alin’ny talata hifoha ny alarobia 19 jona teo. Namita iraka ivelan’i Toamasina ny filohan’ny fikambanana ka tsy tao an-tranony. Finday maromaro an’ny vady aman-janak’ilay mpanao gazety lasibatra sy […]

Latsaka tanaty lavaka : zandary maty, ilay zaza avotra!

Nitady toerana avo hiantsoana amin’ny finday, nilatsaka tampoka tao anaty lavaka ny zandary mpiana-draharaha, tao Ankazobe. Namoy ny ainy izy. Maty tampoka rehefa nilatsaka tsinahy tao anaty lavaka ny zandary mpiana-draharaha iray, omaly. Tao amin’ny fokontany Ambohimanarina, kaominina ambanivohitra Ambolo­tara­kely, distrikan’Ankazobe no nisehoan’izany. Nalefan’ny lehibeny nanao fisafoana teny amin’io fokontany […]

OniFRA : l’université confessionnelle au service de l’économie

Les universités confessionnelles jouent un rôle important dans l’économie du pays. Elles ne contribuent pas seulement à l’emploi, mais forment également des citoyens intègres, en encourageant le développement intégral des individus. L’Oniversity FJKM Ravelojaona en fait partie. Comptant 2 500 étudiants répartis sur six sites provinciaux, elle connait aussi des combats et […]