Auteur/autrice : Adnews

Teatra ankehitriny : “Rien-volution”, hozarain’ny Miangaly

Mila fiovana… Manoloana ny zava-mitranga ankehitriny, maniry izany avokoa ny rehetra. Fa fiovana toa ny ahoana? Manohitra izay fanontaniana mipetraka matetika amin’ny ankehitrin’ny Malagasy izay ny “Rien-volution”. Teatra ankehitriny, izay hasehon’ny compagnie Miangaly ny zoma 21 jona izao, manomboka amin’ny 2 ora, eny amin’ny Espace KoloMahaOlo, Loharanombato Vinany. Rado Ravalison […]

SOMBIM-BAOVAO

Hitohy ny alahady ho avy izao, eny Andoha­tapenaka ny fiadiana ny ho tompondakan’i Mada­gasikara, taranja Rugby, sokajy vehivavy. Araka ny vaovao navoakan’ny Malagasy Rugby, misy lalao roa handeha eny an-toerana. Anisan’izany ny fifanandrinan’ny FTM Manjakaray sy ny FTFA Antohomadinika. Notanterahina, omaly, ny andro fahatelon’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, N1A […]

Fampiakarana grady-Taekwondo : fianarantsoa sy Ambatolampy ny manaraka

Hotanterahina ny volana jolay ho avy izao, any Fia­narantsoa sy Ambatolampy, ny fanadinana hiakarana am-baratonga kukkiwon (1ère dan- 4ème dan). Raha ny fanazavana voaray teo ani­von’ny Federasiona malaga­sin’ny taekwondo (FMTKD), omaly, hatao ny 12- 14 jolay ny any Fianarantsoa ary ny 27-28 jolay ny any Ambato­lampy. Aorian’ireo faritra roa ireo, […]