Tsy misy ahina ny toe-pahasalaman’i Mbappé, kapitenin’ ny ekipam-pirenena frantsay, taorian’ny fahavoazana nahazo ny orony, ny alatsinainy lasa teo. Raha tsiahivina, voadona ny tenany nandritra ny fihaonany tamin’i Autriche, teo amin’ny andro voalohany hiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa, taranja baolina kitra, «Euro 2024», atao any Allemagne. Nivoaka ho mpandresy tamin’ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Taranja bisikileta – Relaha Jean Claude : lasa lehiben’ny Federasion’ny ranomasimbe Indianina
Hatao any Maurice, ny 28 jona hatramin’ny 3 jolay ho avy izao, ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ranomasimbe Indianina, taranja bisikileta. Mialoha izany, fantatra fa ny mpitantana ny taranja eto Madagasikara no voatendry ho lehiben’ny fikambanana. Matoky ny fomba fitantanan’ny Malagasy ny firenena hafa. Araka ny vaovao voaray, omaly, i […]
FANTINA sy FINTINA
Mitohy hatrany ny fanaraha-maso ny depiote Masy Goulamaly ao amin’ny trano fonenany, tapa-bolana aty aorian’ny nisamborana azy. Ny 1 jona izy no voasambotra, taorian’ny fisiana andian’olona nandoro ny sampandraharaha mikirakira ny fifidianana tao Tsihombe. Tsy nisy valiny izany aloha ny taratasy napetraky ny birao maharitry ny Antenimierampirenena nivantana tamin’ny Praiminisitra […]
Fananganana ny governemanta : tompon’ny teny farany ny depiote maro anisa
Hamoaka ny voka-pifidianana ofisialy, mialohan’ny 26 jona izao, ny eo anivon’ny HCC, raha tsy misy ny fiovana. Ho fantatra eo izany ireo maro anisa ka hamaritra ny ho fitsanganan’ny governemanta vaovao. Efa tsy azo ihodivirana anefa ny hahazoan’ny Irmar ny maro anisa eny amin’ny Antenimieram-pirenena. 80 eo ho eo izy ireo, raha […]
Mba ho tan-dalàna
Nahoraka tampoka teo, omaly, fa tsy maintsy havoaka ny faha-21 jona ho avy izao ny voka-pifidianana ofisialy avy eny amin’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC). Mila manatrika ny fetim-pirenena miaraka amin’ny samboady ry tsy mahandry tantana sy tia sehoseho. Asa fa izay tokoa ve ilay hoe ny « werawera tsy […]




