Auteur/autrice : Adnews

Lozam-pifamoivoizana mahatsiravina: mpianaka niara-namoy ny ainy

Niara-maty ny zazalahikely vao fito taona sy ny reniny, omaly. Voafaokan’ny taksiborosy ny Tuc-tuc nitondra azy ireo. Mafy ny fifandonana, samy nivadika ireo fitaovam-pitaterana. Niara-namoy ny ainy ny zazalahy fito taona sy ny reniny tao Ambolo­madinika, Toamasina Reni­vohitra, omaly maraina. Tra-doza teny ampitaingenana Tuc-tuc izy mianaka. Nivoaka tampoka ny fiara […]