Auteur/autrice : Adnews

Zavamananaina an-dranomasina : hampitomboina avo telo heny ny AMP arovana

Mandray anjara hampitomboana avo telo heny ny fari-dranomasina arovana eto amintsika ny tetikasa GEF-AMP. Tanjona ny hiarovana ny karazan-javamananaina samihafa ao aminy. Araka ny tatitra avy amin’ ny tetikasa GEF6-AMP*, tandindomin-doza ny karazan-javamananaina an-dranomasina sy amorontsi­raka eto Madagasikara. Misy amin’izy ireny ny ahina ho lany tamingana. Mahatonga izany ny fitrandrahana […]

INDRAY MIJERY

Ho maina amin’ny ankapobeny ny andro ato anatin’ny telo andro ho avy, izay mety hialohavana zavona vao maraina ny toerana sasany amin’ny afovoan-tany sy ny atin-tany Atsimon’ny Nosy. Hisy fidinana ny maripana ambony indrindra any amin’ny morontsiraka atsinanan’ny Nosy sy ny afovoan-tany any amin’ny faran’ny herinandro. Manodidina ny 6°C- 24°C […]

Manerana ny diosezy 22: mpianatra 36 226 miatrika BEPC katolika

Miatrika fananadinana BEPC ireo mpianatra avy amin’ny fiangonana katolika, amin’ity herinandro ity. Na­nomboka ny alatsinainy teo ary hifarana ny alakamisy izao izany. Mahatratra 36 226 ireo mpianatra miatrika izany, izay miparitaka amin’ireo diosezy 22. “Tsy manakana amin’ny fanatanterahana ny fanadinam-panjakana BEPC ofisialy izany fa hahitana sy hitsapana ny fahaizan’ny mpianatra […]

Fivoriana momba ny asa : ny fiovan’ny toetr’andro sy ny fahasalamana

Nisokatra tamin’ity herinandro ity any Genève (Soisa) ny fivoriana iraisam-pirenena faha-112 momba ny asa. “Mivonona amin’ny fiantraikan’ny fiovan’ny toetr’andro sy ny vokany ho an’ny fahasalamana” ny lohahevitra niompanan’ny dinika, izay hifarana ny 14 jona ho avy izao. Solontena avy amin’ny firenena 187 mpikambana ao amin’ny fikambanana iraisam-pirenena momba ny asa […]

Barikadimy-Mention gestion : hamoaka voka-panadinana vaovao ny tomponandraikitra

Nitafa tamin’ny mpanao gazety, omaly, ny tomponandraikitra voalohany ao amin’ny fakiolten’ny droit, des sciences économiques et de gestion ao anivon’ny oniversiten’i Toamasina, Be Alphonse, niaraka amin’ny mpampianatra profesora ao amin’ny mention Gestion. Nitondra fanazavana momba ny voka-panadinana ho an’ny mention gestion nivoaka ny 23 marsa izy ireo. Nambarany fa nivoaka […]