Auteur/autrice : Adnews

VAOVAO TAMBATRA

Mahatratra 27 000 ha ny velaran-tany efa voaaro amin’ny andiam-balala, tamin’ny alalan’ny hetsika an-tanety. Voakasik’izany ny any amin’ny distrikan’i Manja, Mahabo, Sakaraha, Ankazoabo, Beroroha, Ikalamavony ary Ambatofinandrahana. Mitotaly 270 000 ha ny velaran-tany mila arovana ka hampiarahana amin’ny fampiasana helikoptera ny eny an-tanety. Nohadihadiana ny fidiram-bolan’ny mpanjono madinika, sy ny […]

FIM andiany faha-18 : antoky ny fampandrosoana

Nanomboka omaly ka haharitra efatr’andro ny hetsika “Foire internationale de Madagascar” (FIM) andiany faha-18, atao eny amin’ny Forello Expo Tanjombato. Hetsika ara-toekarena ivondronan’ireo mpandraharaha samihafa avy eto an-toerana sy avy any ivelany eto amintsika. Ankoatra ny fampirantiana sy fampahafantarana ny vokatra malagasy dia betsaka ny tombontsoa azo amin’ny alalan’ity tsenabe […]

Carrefour des entrepreneurs de l’Océan Indien : mivelatra hatrany amin’ny fampandrosoana ny firenena

Manamafy ny fahavononany sy hifanome tanana amin’ny fampandrosoana ny sehatry ny toekarena ny fikambana Carrefour des entrepreneurs de l’Océan indien. Niforona ny taona 2000, nampiroborobo ny tontolon’ny fandraharahana sy ny fifanakalozana aty amin’ny faritry ny ranomasimbe Indiana izy ireo. Hiara-hiasa. Nivory tetsy amin’ny Motel Anosy ny fikambanan’ireo mpandraharaha aty amin’ny […]

INDRAY MIJERY

Tafiditra ao anatin’ny tetikasa “Miarova” iarahana amin’ny Banky iraisam-pirenena, hisitraka fitaovana arifomba sy manaraka ny fenitra ireo sampandraharaha mikirakira ny serasera ao amin’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka. Noraisin’ny minisitra, An­driamanantany Zely, izany ny alarobia teo mialoha ny hizarana azy amin’ireo fitaleavana manerana ny faritra 23. Amperinasa manomboka izao ny toeram-pandidiana ao amin’ny […]

Tetikasa Sahaza : nampihena ny tahan’ny tsy fanjarian-tsakafo

Nisy vokany ny tetikasa Sahaza, sehatrasa hanatsarana ny antoka ara-tsakafo sy ny fanjarian-tsakafon’ny reny sy ny zaza ho an’ny faritra telo iasana : Vakinankaratra, Itasy ary Amoron’i Mania. Tanjona ny hampihenana ny tahan’ny tsy fanjarian-tsakafo mitarazoka mahazo ny ankizy latsaky ny 5 taona izay ambony raha mitaha amin’ny taha nasionaly, hoy […]