Ankoatra ny homamiadan’ny nono, aretina fahefatra mpahazo ny vehivavy maneran-tany ny homamiadan’ny vozon’ ny tranonjaza. Aretina azo avy amin’ny otrikaretina HPV izy io. Azo avy amin’ny alalan’ny fanaovana firaisana ara-nofo ary mitarika fahafetasana raha tsy voatsabo. Tombanana ho 660 000 ny tranga vaovao amin’ ny homamiadan’ny vozon’ny tranonjaza, tamin’ny taona […]
Auteur/autrice : Adnews
VAOVAO TAMBATRA
Hatao amin’ity taona ity ny « Challenge Startupper » andiany fahefatra izay hanomezana valisoa an’ireo mpandraharaha 100 mendrika indrindra manerana an’Afrika. Hahatratra hatrany amin’ny 300 tapitrisa Ar kosa ny famantsiam-bola ho fanatanterahana ny tetikasa, manampy izany ireo tohana omen’ireo mpiara-miombon’antoka samihafa. Voasazy hiasa an-terivozona 10 taona sy handoa lamandy 40 tapitrisa Ar […]
Faha-80 taonan’ny IRD : nojerena ny momba ny rano sy ny doro tanety
Mankalaza ny faha-80 taonany ny ivontoeram-pikarohana ho an’ny fandrosoana na ny Institut de recherche pour le développement (IRD) sady nanamarika ny faha-77 taona nijoroany teto Madagasikara. Nisy ny hetsika nentina nanamarihana izany tetsy amin’ny Institut Français de Madagascar (IFM) Analakely, ny alatsinainy hariva teo. Nizara ny zava-bita sy ny fanamby […]
Na pao-droa na votso-droa!
Mitohy ny fampielezan-kevitra manerana ny Nosy. Izao vao tena miakatrakatra ny maripana. Izay any ifotony moa tsy tena hita mivantana fa ny eny amin’ny tambajotran-tserasera dia manodoka izay tsy izy. Izay mivoaka toa babany avokoa. Raha ny fitazanana azy rehetra sy ny vahoaka miaraka maka sary dia samy handrombaka […]
Lalam-pirenena faha-7 : vita tanteraka ny tetezan’i Manandona Antsirabe
Mitohy ny asa. 12 volana taorian’ny nanamboarana azy, vita ny fanitarana ny tetezan’i Manandona. Nitokana izany ny filoham-pirenena. Tanteraka ny fanamby ! 84 taona taorian’ny nanamboarana azy, nohavaozina tanteraka ny tetezana ao Manandona PK 186, lalam-pirenena fahafito (RN7). Tonga nitokana izany tany an-toerana, omaly, ny filoham-pirenena sy ireo mpikambana eo […]




