Auteur/autrice : Adnews

VAOVAO TAMBATRA

Niaraka namboly hazo honko ny mpisehatra samihafa tany Nosy Be, ny faran’ny herinandro teo. Anisan’izany ny mpiasa ao amin’ny orinasa Logistique pétrolière (LP), ny fikambanan’ny mpanjono, ny avy ao amin’ny Lycée Française, ny CEG Sakatia Nosy Be. Tanjona ny hamerenana amin’ny laoniny ny ala honko, manoloana ny fandringanana azy ireny. […]