Nifarana ny sabotsy lasa teo ny fe-potoana fametrahana ny taratasy firotsahan-kofidina izay ho filohan’ny Federasiona malagasin’ny taranja Taekwondo (FMTKD). Tsy mbola voafaritra mazava anefa ny mahakasika ny vaomiera hikarakara izany fifidianana izany. Raha ny vaovao voaray farany, ny 16 avrily no hitsangana io rafitra io, daty hanaovana ny fifidianana ihany […]
Auteur/autrice : Adnews
“Motor show 2024”: Lelavola 80 tapitrisa Ar hanampiana sy hitsaboana ankizy 200
Niditra tamin’ny fizarana fitaovana sy fanampiana ireo ankizy marary any amin’ny hopitaly ny fikambanana Motor show by Madagascar High Performance. Notolorana fitaovana sy lelavola ary fanafody izy ireo. Nahatratra 80 tapitrisa Ar ny tombom-barotra azo nandritra ny hetsika “Motor show 2024”, natao ny 30 sy 31 marsa, lasa teo. Nanambarana […]
TARATRY ny KANTO
Fampisehoana talenta, tontosa tetsy amin’ny IFM Analakely, ny sabotsy teo, ny fihaonana mahakasika ny poezia slam. Hetsika nokarakarain’ny Madagaslam, sampana Antananarivo. Maro ireo nandray anjara tamin’izany, nahitana ankizy sy tanora ary olon-dehibe. Maimaimpoana ny hetsika ary anisan’ny nahasarika olona maro. Dihy nampisehoana ny andron’ny faha-mpanjaka. Naseho an-dapihazo tetsy amin’ny Cercle […]
Natoa – « Ensemble à tra-verre ma route » : hasongadiny ny andavanandron’ny Malagasy
Nosokafana ny sabotsy 6 avrily teo, teny amin’ny efitrano malalaky ny Bamada Andraharo, ny fampirantiana hosodoko sanganasan’i Natoa Rasolonjatovo, nampitondraina ny lohateny « Ensemble à tra-verre ma route ». « … Lalana izy io. Lalan’ny fiainako fa mety ho lalan’ny fiainanao ihany koa », hoy i Natoa, raha namintina ny raiketin’io lohateny io. Ankoatra […]
Literatiora : nandia lalan-davitra ny Faribolana Sandratra
35 taona ny niorenan’ny Faribolana Sandratra. Hisy ny velakevitra hiarahana amin’Ny Hasina Ratsimbazafy, ny alarobia 10 avrily izao, manomboka amin’ny 2 ora sy sasany, ao amin’ny efitrano Dox, Tranombokim-pirenena Ampefiloha. « Hametraka ny Faribolana Sandratra eo amin’ny tantaran’ny literatiora ity velakevitra ity », hoy ity mpampianatra mpikaroka ity, raha nampahafantatra ny ambangovangon’ny […]




