Auteur/autrice : Adnews

Rugby: hifampitana ny TFMA sy ny FTM Manjakaray

Ho fanomanan’ireo fileovana rehetra ny taom-pilalaovana (Top 12), taranja rugby, hisy ny lalao fihantsiana hotanterahina rahampitso alahady, eny amin’ny kianja Ma­kis Andohatapenaka. Anisan’ ny lalao hangotraka ny fifandonan’ny TFMA Ankasina (Boaikely manohitra) sy ny FTM Manjakaray (Dakar). Donan’ny samy kartie izany ary hiendrika famaranana kely. Raha ara-taratasy, manantombo ry zareo […]

SOMBIM-BAOVAO

Hotontosaina anio sy rahampitso ny fifaninanam-pirenena «Pureplay Football League (PFL)», taranja baolina kitra. Anisan’ireo lalao tena andrasan’ny maro amin’izany, ny fihaonan’ny AS Fanalamanga Atsinanana sy ny Ajesaia Bongolava. Hifanandrina amin’ny TFFC kosa ny Fosa Junior. Hatao manomboka ny 18 marsa ho avy izao ny fampivondronana ireo Malagasy mpilalaon’ny Barea hiatrika […]

“Youzou Smatchin Orange” : hafana ny manasa-dalana

Hiditra sahady amin’ny lalao manasa-dalana ny fifaninanana “Youzou Smatchin Orange”, taranja basikety, tanterahina eny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina. Hafana tanteraka ny lalao manasa-dalana, anio, satria ekipa sangany avokoa no tafakatra hiatrika izany. Anisan’izany ny tompondaka farany, teo amin’ny sokajy lehilahy, ny UMagis izay nandresy ny EMIT Fianarantsoa, omaly, nandritra ny […]

«Ligue des Champions»: hiverina hihaona ny Real Madrid sy ny Man City

Hafana tanteraka ny fihaonana eo amin’ny ampahefa-dalan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa “Ligue des Champions 2024”. Hifandona ireo samy ekipa sangany. Notontosaina omaly, tany Nyon Suisse, ny antsapaka hahafantarana izay ho mpifanandrina amin’ny lalao ampahefa-dalan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa, “Ligue des Champions (LDC) 2024”. Taorian’izay, hiverina hihaona indray ny […]

VAOVAO TAMBATRA

Ny faharanitan-tsaina artifisialy sahaza sy tomponandraikitra ho an’ny mpanjifa, io ny lohahevitra noraisina nandritra ny fankalazana ny Andro maneran-tany ho an’ny zon’ny mpanjifa, omaly. Samy nitondra fanazavana mahakasika izany ny tomponandraikitra samihafa. Nambarany fa zon’ny mpanjifa ny hahafantatra sy hisitraka zavatra tsara. Mahasarika mpizahatany eto Madagasikara ny faritra atsimon’ny Nosy […]