Nahatonga ny tsy fisian’ny herinaratra tany amin’ny faritra maro ny fahataran’ny famatsiana solika. Efa miverina tsikelikely ny famatsiana izao, ary misy koa ny vahaolana lavitr’ezaka. Nisedra olana ny famokarana herinaratra tany amin’ny faritra sasantsasany tato ho ato. Anisan’ izany ny tany Toamasina, Antsiranana, Tsiroanomandidy, sy ny maro hafa. Nahatonga ny fahatapahan’ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Baobab Energy Solutions :Hampiroborobo ny fampiasana ny angovo azo havaozina
Tanjona apetraka maneran-tany ny fampiroboroboana ny fampiasana ny angovo azo havaozina. Maneho izany indrindra ny fiaraha-miasan’ny Baobab banque Madagascar sy ny Baobab+, amin’ny alalan’ny tolotra « Baobab Energy Solutions » (BES) omeny. Hanamora ny fiainan’ny mpandraharaha madinika sy ny tokantrano samihafa hisitraka ny fitaovana mandeha amin’ny herin’ny masoandro, toy ny vata fampangatsiahana, […]
Pam-Men: Hampahomby ny fampisakafoana an-tsekoly
Niompana tamin’ny ezaka hanatomombanana ny fampisakafoana an-tsekoly ny dinika nifanaovan’ny minisitry ny Fanabeazam-pirenena, Sahondrarimalala Marie Michelle, sy ny ekipa avy amin’ny Fandaharanasam-pirenena momba ny fanjarian-tsakafo (PAM). Nodinihina tamin’izany ny famatsiana sy ny fampitaovana ny fampisakafoana an-tsekoly ireo mpianatra amin’ny sekolim-panjakana. Teo koa ny fampiofanana ireo tomponandraikitra amin’ny fitantanana izany, fanomezana sakafo […]
Fampianarana teknika : Hizara fifanarahana arakasa 400
Tamin’ny “poste budgétaire” (fahafahana mampiditra mpiasa) 1 000 anjaran’ny minisiteran’ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa ho an’ny taona 2022, araka ny naoty nivoaka ny 14 oktobra 2022. Ny toerana 400 tamin’ireo, nandraisana ho mpiasam-panjakana ireo vacataires efa mpiasa teo anivon’ny minisitera ary ny 600 ambiny kosa nampidirana mpiasa vaovao. […]
Fisitrahana rano : nanolotra tobin-drano iray ho an’ny Epp Ambatobe ny Fondation HV
Olana matetika eny anivon’ny sekoly ambaratonga fototra Ambatobe ny fahatapahan-drano. Anisan’ny nanampy betsaka azy ireo ny tolotra tobin-drano avy amin’ny fondation HV. Nanolotra tobin-drano iray ho an’ny Epp Ambatobe sy ny mpianatra ao aminy ny Fondation HV. Notokanana omaly, teny an-toerana, natrehin’ny tomponandraikitry ny fikambanana sy ny mpianatra ary ny teo anivon’ny sekoly izany. […]




