Auteur/autrice : Adnews

Fandefasam-bola: miara-miasa ny BNI Madagascar sy ny MoneyGram

Mivoatra hatrany ny tontolon’ny fandefasam-bola eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena. Misitraka izany i Mada­gasikara amin’ny alalan’ny fiaraha-miasan’ny BNI Mada­gas­car sy ny MoneyGram, izay mikendry manokana ny hanamorana ny fandefasana vola any ivelany eto amintsika. “Tombony amin’izao fiaraha-miasan’ny roa tonta izao ny fahazoana vola avy any ivelany, izay azo alaina mi­vantana eny […]

Madagasikara maitso : hazo Malto 20 000 nambolen’ny Star

Mandray andraikitra amin’ny fambolen-kazo ny orinasa Star, entina hamerenana an’i Madagasikara ho Nosy maitso. Nanangana toerana famokarana zana-kazo malto anarivony ny Star, tamin’ny taon-dasa, nentina nanomanana ny fambolen-kazo tamin’ity taona 2024 ity. Miisa 20 000 ny zanakazo notsinjaraina tamin’ireo ozinina Star, ka nambolena tany Ambatolampy ny 12 500 ary tany […]

Fiaraha-miasan’ny MFFT sy ny tetikasa “Casef”: Hamaha ny olan’ny fananantany ny tetikasa “Plof”

Nampahafantarina omaly, tetsy amin’ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT), Anosy, ny fanohizana ny tetikasa ho amin’ny Drafitry ny fahazoana tany (Plof). Betsaka ireo tombony hositrahan’ny sehatra rehetra amin’izany. Nankasitrahan’ny minisitra Andriantsitohaina Naina ny ezaka sy ny fanohanan’ireo mpamatsy vola eo anivon’ny Banky iraisam-pirenena amin’ny fanamorana ny tontolon’ny […]

Minisiteran’ny rano : ho velomina ireo rafitra fandrindrana ny tetikasa

Nivory niaraka tamin’ireo mpiara-miombon’antoka ara-teknika sy ara-bola (PTF) eo amin’ny sehatry ny rano, ny minisiteran’ny Rano, fanadiovana sy fidiovana (MEAH), omaly, teto Antananarivo. Fihaonana nentina nanamafisana ny fiaraha-miasa eo amin’ny mpiantsehatra samihafa, hampiroboroboana ny vina stratejika. Nambaran’ny minisitra MEAH, Ravokatra Fidiniavo, fa tanjona ny hametrahana rindran-damina tsara kokoa amin’ny sehatry ny rano (Wash). […]

Somacou : notokanana ny milina avo lenta fanodinana lamba

Notokanana omaly, tetsy amin’ny Société Malagasy de couverture (Somacou), Ilafy, ireo milina avo lenta fanodinana lam­ba mandeha amin’ny herin’ny masoandro. “Tanjona ny hanangana sehatra feno mahakasika ny famokarana lamba eto Ma­da­gasikara”, hoy i Jean-Baptiste Malsch, talen’ny orinasa So­ma­cou. Tafiditra ao anatin’ny politikan’i Madagasi­kara ny fampiasana ny angovo azo havaozina tahaka […]