Hiditra amin’ny andiany faha-12, hotontosaina any Vatomandry, ny 29 marsa hatramin’ny 1 avrily izao ny «Festival Dôla Beach”. Hetsika fanao isan-taona rehefa fetin’ny Paka izy ity, atao any an-toerana. Miara-dalana hatrany ny hetsika ara-javakanto, fialamboly ary ny fanatanjahantena mandritra ny “Festival Dôla Beach”. Anisan’ny andrasan’ny maro amin’ity taona ity ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Hosodoko : haneho ny talenta sy ny voka-pikarohany i Ashiko Ratovo
Taorian’ny tao amin’ny Cité internationale des Arts, Paris. Anjaran’ny mpankafy hosodoko eto Madagsikara indray ny hianoka ny asa tanan’i Ashiko Ratovo, ao anatin’ny fampirantiana « Tsy manan-kialofana, Sans abri ». Tanterahina eny amin’ny Institut français de Madagascar (IFM) Analakely, ny 18 marsa 2024 hatramin’ny 27 Avrily 2024, ny ranty “Tsy […]
FANTINA sy FINTINA
Nifanakalo hevitra sy nifampizara vaovao tamin’ireo mpisehatra politika ny eo anivon’ny Ceni, omaly, teny Alarobia. “Natao izao mba hananana fomba fijery mitovy amin’ny paikady sy ny fampiharana ny lalàna amin’ny fifidianana”, hoy ny filohan’ny Ceni, Andrianarisedo Dama Arsene. Nanteriny fa natao hampanjakana ny demokrasia koa izany. Niofana sy nanao atrikasa […]
Pnud sy ny USAID: nanamafy traikefa ny mpiasam-panjakana ambony
Nifarana omaly, rehefa naharitra efatr’andro ny fanofanana ireo mpiasam-panjakana ambony, teny amin’ny sekolim-pirenena misahana ny fitantanan-draharaham-panjakana (Enam). Angady nanana sy vy nahitana izany ny sekoly sy ny eo anivon’ny Pnud ary ny avy amin’ny USAID. “Tombony amin’ny fiofanana ny nanabeazam-boho ny fahaizana eo amin’ny haitarika. Ilaina izany amin’ny sehatrasam-panjakana fa […]
Hentitra fa tsy henjana!
Nanaitra ny nahita ny hetsika nataon’ny mpiasa mpandraoka fako eo anivon’ny kaominina Antananarivo Renivohitra, omaly tolakandro. Tampoka teo niara-nihetsika tamin’ny tanàna maromaro izy ireo. Mazava ny fitakiana, fandoavana ny karamany nandritra ny folo andro, nanaovana ilay hetsika nampanantenain’ny filohan’ny delegasiona manokana. Lasa tokoa izay ny folo andro, miandry ny […]




