Tanterahina eny amin’ny Alliance française d’Antananarivo (AFT) Andavamamba, ny 19 marsa 2024 hatramin’ny 29 marsa 2024, ny « Dis moi dix mots ». Fampirantiana amin’ny lafiny fampianarana sy fanabeazana, indrindra eo amin’ny tontolon’ny teny frantsay. Hetsika fanaon’ny AFT isan-taona izy ity. Tanjona ny hampivelarana sy hampahafantarana bebe kokoa ny teny frantsay, indrindra […]
Auteur/autrice : Adnews
Gadona rock sy metal: hiverina an-tsehatra ny Mania
Efa tany amin’ny taona 1997 tany ho any no niforona ny tarika. Teo foana, saingy nisy fotoana tsy hita sy tsy re, noho ny antony maro. Nanamarika iny taona 2023 iny ny fivoahan’ny hira sy rakikira “Ianao ihany” ho an’ny tarika Mania, izay anisan’ireo voafantina hofidina nandritra ny “RDJ Mozika […]
Tsemboka alohan’ ny mievoka: Saro-piaro amin’ny tsy azy ny Malagasy
Nametrahan-Janahary lova sarobidy ny Malagasy sy i Madagasikara. Ny mahavariana, anefa, fatra-pilingilingy amin’ny fampiasana ny an’ny hafa izy ireo. Mivolon-ko tompony. Mpanao indran-draikitra… Misonenika amin’ny tsy azy. Saika tratran’io tranga io ny ankamaroan’ny sehatra sy ny fiarahamonina manontolo. Manana ny antsa, kalo, batrelaky, salegy, sns, ny hira malagasy, saingy, tsy […]
SOMBIM-BAOVAO
Hiakatra kianja rahampitso, amin’ny Lalao Afrikanina, hatao any Ghana, ny Malagasy mpilalao tenisy. Efa vonona tanteraka ny atleta raha ny filazan’ ny mpanazatra. Marihina fa anisan’ireo hiaro ny voninahi-pirenena, i Andraina Voavy Mitia, vehivavy mpilalao, nahazo ny laharana fahatelo izy tamin’ny Fifaninanana Afrikanina U18. Notontosaina teny Ivato, ny alahady 10 […]
“Youzou Smatchin Orange” : hiditra amin’ny ampahefa-dalana anio
Hiditra amin’ny dingana ampahefa-dalana sahady ny fifaninanana “Youzou Smatchin Orange”, andiany faha-10, taranja basikety. Efa fantatra avokoa ireo ekipa tafakatra. Tena nafana tanteraka ny lalao ampahavalon-dalana, omaly, teny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, indrindra ny teo amin’ny sokajy lehilahy. Anisan’ny hiatrika ny ampahefa-dalana, anio, ny ekipa tompondaka tamin’ny andiany farany, ny […]




