Nifarana omaly, ny fifaninanana taranja Judo, ho an’olon-tokana, ao anatin’ny andiany faha-13, Lalao Afrikanina, tanterahina any Accra Ghana. Mbola hiatrika ny fifaninanana isan-tarika anefa ny solontena malagasy ho amin’ny anio izay mbola miandrandra ny hahazo medaly. Raha hiverenana ny dingana nolalovan’ireo judokas malagasy niatrika ity lalao Afrikanina ity, teo amin’ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Lalao Afrikanina: vonona haka ny medaly volamena ny Makis Ladies
Hotanterahina manomboka ny 18 marsa ho avy izao ny fifaninanana rugby lalaovin’olona fito, amin’ny Lalao Afrikanina atao any Accra Ghana. Fanamby goavana ny miandry ireo Makis, vehivavy. Nanainga omaly, teto an-tanindrazana, hihazo an’i Accra Ghana ny Makis Ladies Madagascar, hiatrika ny Lalao Afrikanina amin’ny taranja rugby lalaovin’ olona fito. Nambaran’izy […]
Lehilahy manao asam-behivavy: Kinga sy mahay mandray olona kokoa izy ireo
Tsy dia nahazatra ny maro ny mahita lehilahy manao asam-behivavy tamin’ny andro fahiny. Efa hita eny anivon’ny sehatrasa maro kosa izany ankehitriny. Tsy misy intsony rahateo ny asa natokana ho an’ ny vehivavy sy ny lehilahy, fa rehefa mahavelona sy mahavita tsara ny asany ny olona iray dia efa mety. […]
FANTINA sy FINTINA
Maromaro ireo sefo distrika nesorina amin’ny toerany tamin’ny filankevitry ny minisitra, afakomaly, teny Iavoloha. Anisan’izany ny distrikan’Ambohidratrimo, Betafo, Ambilobe, Port Bergé, Ifanadiana, Iakora, Betroka ary i Miandrivazo. Tanjon’ny minisiteran’ny Filaminam-bahoaka amin’ny 100 andro ny hampiakarana hatrany amin’ny 50% ny fangatahana fotoana hanaovana pasipaoro amin’ny alalan’ny internet. Efa maherin’ny 21% ireo […]
Antenimierampirenena : miampy 12 ny isan’ny depiote hofidina
Raha 151 ny isan’ny depiote amin’izao fotoana izao, miampy 12 izany. 163 ny depiote hofidina amin’ny 29 mey. Nolanian’ny filankevitry ny minisitra, teny Iavoloha, afakomaly, ny didim-panjakana famenon’ny didim-panjakana lah. 2019-189 tamin’ny 20 febroary 2019 mamaritra ny isan’ny depiote sy ny fitsinjarana ny toerana manerana an’i Madagasikara ary ny fomba […]




