Hotanterahina ny sabotsy 16 marsa ho avy izao, any Antsirabe ny fifaninanana “Triathlon”. Nambaran-dRamampiandra Toavina, tomponandraikitry ny ECTA (Entente Club Triathlon Antsirabe) sy Rabenarivo Marius, mpikambana eo anivon’ny federasiona maorisianina triathlon, mpikarakara ny hetsika tamin’ny mpanao gazety tetsy Amparibe, omaly, fa ho famohazana ny taranja efa natory nandritra ny taona maro no anton’izany. Ankoatra izay, entina hampivelarana ny triathlon aty […]
Auteur/autrice : Adnews
SOMBIM-BAOVAO
Vokatra tsara no azon’ny solontena malagasy, niatrika ny fifaninanana “Open International de Saint Denis”, taranja Judo, natao tany La Réunion, ny faran’ny herinandro teo. Nahazo medaly alimo iray avy, ny judokas malagasy roa vavy, i Colline sy i Sarah. Hatao ny 16 sy 17 marsa izao eny amin’ ny ANS […]
Savorovoro tany Toliara : manameloka ny herisetra ny FMF
Mbola mitana ny sain’ny mpanara-baovao eo amin’ny baolina kitra malagasy, ny savorovoro nitranga tany Toliara, ny alahady lasa teo. Fihaonana nikatrohan’ny Dato FC sy ny 3FB Toliara, andro fahefatra amin’ny fiadiana ny ho tompondakam-pirenena na ny “Pureplay football league” (PFL). Manoloana izany, namoaka fanambarana ny komity mpitantana eo anivon’ny federasiona […]
Lalao Afrikanina : nahazo medaly volamena Rasoanaivo Razafy Laura
Nanakoako indray ny hiram-pirenena, tao Accra Ghana, omaly, nandritra ny fifaninanana teo amin’ny taranja Judo, ny andiany faha-13 ny lalao Afrikanina. Nahazo medaly volamena Rasoanaivo Razafy Laura, sokajy latsaky ny 70 kg. Noporofoin’i Laura indray ny maha sangany azy eto Afrika, nandritra ny ady natrehany, omaly. Tsy nisy afa-bela nanoloana […]
“Viavy Film Festival”: fantatra ireo sarimihetsika hifaninana
Nampahafantarin’ny tomponandraikitry ny “Viavy Film Festival”, omaly, ireo sarimihetsika voafantina hiatrika ny andiany voalohany amin’ny fifaninanana. Miisa 12 izy ireo. Ny 15 marsa 2024 no hifandimby handeha eny amin’ny Canal Olympia Andohatapenaka ny horonantsary. Marihina fa sarimihetsika nosoratana sy novokarina ary notontosaina vehivavy no mandray anjara. Tanjona ny hanome sehatra […]




