Auteur/autrice : Adnews

TARATRY ny KANTO

Zandry Gasy eny amin’ny No Comment Bar Isoraka. Taorian’ilay seho lehibe voalohany ny 3 marsa teo, manome fotoana ireo mpankafy indray ry zalahy anio, manomboka amin’ny 8 ora alina. Sehatra ho an’ny ba gasy sy ny hira vokatry ny tany indray ny ao amin’ity toerana efa mahazatra ireo mpankafy mozika […]

Be loatra ny mpamerina : mandroso miadana ny hira malagasy

Nipoitra ny « interprétation », ny « karaoke », ny « cover », sy izay mbola ho avy manaraka. Miroborobo fatratra ny famerenana ireo hira noforonin’ny teo aloha. Ilaina ny mamelona sy mampahatsiahy ny fahiny. Mety hampiadana ny fandrosoan’ny hira malagasy, anefa, izany raha maro loatra. Mihena miandalana ny isan’ny mpamoron-kira. Tsy amin’ny karazan-kira rehetra anefa […]

Mahajanga II: miahiahy ny lisitry ny mpifidy ny sefo distrika

Misy tsy mazava ary mampiahiahy sahady ? Nambaran’ny sefo distrikan’ i Mahajanga II, Rabenan­dra­­sana Nicolas, fa mampiahiahy tanteraka ny hiatrehana ny fifidianana depiote any any an-toerana. “An-jatony ireo olom-pirenena, tsy fantam-pihaviana voasoratra anaty lisi-pifidianana… Omeko baiko ny sefo fokontany hanala ny anaran’ireo olona ireo”, hoy izy. Nohitsiny fa anisan’ny lesoka ary tena mahagaga araka […]

Madagasikara sy Canada: nohamafisina ny fiaraha-miasa eo amin’ny lafiny maro

Nihaona tamin’ny minisitry ny Raharaham-bahiny ma­lagasy, mpisolo toerana, Jly Sahivelo Lala Monja Delphin ny minisitra kanadianina misahana ny fampandrosoana iraisam-pirenena, M. Ahmed Hussen, omaly. Fihaonana natao tetsy amin’ny minisiteran’ny raharaham-bahiny, Anosy.Nivoitra tamin’ny dinika ny hanatsarana ny fiaraha-miasa sy ny fifanohanana eo amin’ny firenena roa tonta. Voakasik’izany ny lafiny tekinika sy ny […]