Auteur/autrice : Adnews

Jly Deramasinjaka Manantsoa : nanome toromarika ny miaramila

Nampivory ny miaramila eo anivon’ny Tafika Malagasy ny lehiben’ny etamazaoron’ireo Tafika (EMA), ny Jly Deramasin­jaka Manantsoa Rakotoarivelo, nandritra ny fitsidihan’ireo tomponandraikitra ambony misahana ny fandriampahalemana tany amin’ny faritra Bongolava, ny alatsinainy teo. Tao amin’ny «Bataillon d’infanterie» Tsiroanomandidy, eo ambany fibaikoan’ny Kly Mahatombo Deboyer no nanatanterahana izany. Hentitra ny EMA amin’ny […]

DGSR – Jly Reribake Jeannot : hapetraka ny ivontoerana fitsarana fiarakodia mpiandry raharaha

Tontosa omaly, teny amin’ny foibe toeran’ny fitsarana fiarakodia Alarobia, ny famindram-pitantanana teo amin’ny tale jeneralin’ny foibe fitsarana fiarakodia (DGSR), ny tale jeneraly teo aloha, ny Jly Kassimo Arona Besony, sy ny tale jeneraly voatendry hisolo toerana, ny Jly Reribake Jeannot. Vaindohan-draharaha ny ady amin’ny kolikoly ka hotohizana ireo ezaka efa […]

INDRAY MIJERY

Nanatanteraka fihaonana ho fametrahana modely momba ny tandindon-doza mifototra amin’ireo singa fandrefesan’ny INFORM ny BNGRC sy ny mpiara-miombon’antoka avy amin’ny sampandraharahan’ny Firenena mikambana sy ny GIZ. Ho fanamafisana ny fahafahan’ny mponina miatrika ity paikady ity, izay novolavolaina niaraka tamin’ireo firenena mpikambana. Tsy mbola midina ny vidin’ny anana sy ny legioma […]

Spotlight Initiative 2.0 : kendrena ny hampahaleo tena ny vehivavy

Ao anatin’ny fandaharanasam-pirenena “Spotlight Ini­tiative 2.0”, nanatanteraka fitsidihana tany Toamasina ireo mpiara-miombon’antoka voakasika izany. Nitarika ny iraka tany an-toerana ny mpandrindra ny rafitry ny Firenena mikambana miasa sy monina eto Madagasikara, Issa So­nogo. Renivohitry ny toekarena i Toamasina kanefa koa iharan’ny tondradrano matetika re­hefa misy rivodoza. Lasibatry ny fiantraikan’izany ny […]

Fandaharam-pibeazana: nomena tantsoroka ny mpampianatra

Nomena tantsoroka momba ny fandaharam-pibeazana ho an’ny kilasy T1 hatramin’ny T9 ireo mpampianatra sy talen-tsekoly ao anatin’ny Cisco 18 manerana ny Nosy. Nahatratra 170 ireo talen-tsekoly niatrika ny fiofanana ary 2 161 ireo mpampianatra. Ny 1 227 tamin’izy ireo dia mpampianatra amin’ny kilasy T6 hatramin’ny T9 raha mpampianatra amin’ny kilasy […]