Auteur/autrice : Adnews

Fanambadiana an-tery: 12 % ny ankizy latsaky ny 15 taona terena lasibatra!

Mbola lavitra ny ezaka momba ny fanabeazana ara-pananahana eto Madagasikara. 40% ny zatovovay latsaky ny 18 taona, 12 % ny latsaky ny 15 taona, terena hanambady. Firenena mbola ahitana fampanambadiana ankizy eto Madagasikara. La­harana faha-14 maneran-tany i Madagasikara amin’ny fampanambadiana aloha ny zatovovavy. 40,3% ny tovovavy no manambady mialoha ny […]

TARATRY ny KANTO

« Miara-mirona r’ikala saramba ». Velakevitra entina hanomezan-danja ny vehivavy sy ny sorakantony izy ity, hotontosaina anio tolakandro etsy amin’ny efitrano Dox, Tranombokim-pirenena Anosy. Hifarim­bona amin’izany ry Tsirinala, Soambinintsoa ary Niri­haja. Ao anatin’ny fanamarihan’ny Faribolana Sandra­tra ny faha-35 taonany hatrany ny hetsika. Nisokatra nanomboka omaly, teny amin’ny IFM Analakely, ny […]

Cinem’Alliance : handravaka ny hetsika ny sarimihetsik’i Lova

Hotanterahina anio tolakandro, eny amin’ny Alliance française d’Antananarivo (AFT) Andavamamba, ny «Cinem’alliance». Hetsika ka­rakarain’ny AFT hampisehoana sy hiresahana sarimihetsika malagasy izy ity. Amin’ity anio ity, ny «Zanaka, teny nomen’i Felix» no handravaka ny hetsika. Aorian’ny fandefasana ny sarimihetsika, hisy ny resadresaka fifampizarana manodidina ny sarimihetsika, hiarahana amin’i Fifaliana Nantenaina, mpaka […]

Tranga tsy tokony hipoitra : mila mianatra ireo manan-talenta

Tsy ny hira ihany fa ny tontolon’ny zavakanto eto Mada­gasikara mihitsy no mila manatevim-pahalalana. Tranga tsy tokony hiseho ny fanimbazimbana ny vakoka, arahina fialan-tsiny sy fifonana avy eo. Ny fanafintohinana mahazo izay maheno na mahita ilay kanto, sns, raha nobeazina sy nampahafantarina ireo manan-talenta izay tokony ho fantany. Manan-talenta amin’ny […]

Andro maneran-tany ho an’ny Teatra : homena sehatra haneho ny talentany ireo mpianatra

Volana marsa, volan’ny teatra. Hisy hetsika maromaro hanamarihana ny Andro maneran-tany ho an’ity sehakanto ity, ka anisany ny fifaninanana ho an’ireo mpianatra solontenan’ny sekoly maromaro. Marihina isaky ny 27 marsa ny Andro maneran-tany ho an’ny teatra. Misy hetsika maro ton­tosain’ny fianakaviamben’ny teatra, manodidina izany. Ho an’ity taona ity, hisy ny […]