Auteur/autrice : Adnews

VAOVAO TAMBATRA

Tontosa tao Antsirabe, ny 5-7 marsa teo, ny atrikasa fiofanana mahakasika ny rojom-pihariana mangahazo ho fanamafisana ny fahaiza-manaon’ireo teknisianina. Ao anatin’izany ny fampitomboana ny masomboly haharaka ny filàn’ny mpamokatra. Eo koa ny fampiroboroboana ny rojom-pihariana hanana sehatra lehibe eo amin’ny fanjarian-tsakafo. Tafiditra ao anatin’ny lisitry ny Cites ao amin’ ny […]

Fanohanana : nozaraina fitaovam-pamokarana ireo tantsaha

Tafiditra ao anatin’ny tetikasa 100 andron’ny fitondram-panjakana ny fanohanana ny tantsaha mpamokatra, hampiroboroboana ny seha-piha­riany. Nisitraka fampitaovana avy amin’ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fiompiana, omaly, tetsy Mahamasina, ny vondrona tantsaha mpiompy miisa dimy izay misehatra amin’ny fiompiana akoho, bitro, tantely ary ondry aman’osy eto amin’ny faritra Anala­manga. Tohana izay nahitana […]

Foibe CNFTF : 30 mianadahy hiofana ho mpianala

Noraisina tamin’ny fomba ofisialy, omaly, teny Soanala Ambatobe ireo 30 mianadahy, hanaraka fiofanana any amin’ ny Foibem-pirenena fampiofanana ho teknisianin’ny ala (CNFTF) Angavokely Manjakandriana. Haharitra 18 volana ny fiofanana harahin’ireo ho teknisianin’ny ala, ary hanampy isa ny mpianala any anivon’ny fitantanam-paritry ny Tontolo iainana sy ny fampandrosoana maharitra (Dredd). Nilaza […]

USAID-Pnud : hatsaraina ny fahaiza-manaon’ny fadintseranana

Misongadina ny fivoaran’ny fadintseranana malagasy tato anatin’ny taona vitsy. Na izany aza, misy ny fanatsarana tokony hatao, mahatonga ny USAID sy ny Pnud hanohana ny sehatry ny fitaterana ana habakabaka. Miara-miasa amin’ny fa­dintseranana mala­gasy ny governemanta Amerikana, amin’ny alalan’ny Sampandraharaha Ameri­kanina misahana ny fampandrosoana iraisam-pirenena (USAID) sy ny Fandaharana­san’ny Firenena […]

Vovonana Firaisankina : “Mila mailo isika ivelan’ny fitondrana”

Nitondra ny heviny amin’izao volana vitsy mialoha ny fifidianana depiote izao ny eo anivon’ny Vovonana Firaisan­kina, amin’ny alalan’ny mpitarika ny HVM, Rakotovao Rivo. “Efa hita taratra sahady ny fiandaniana samihafa ataon’ ireo tomponandraiki-panjakana isan-tokony. Tsy maintsy mailo isika antoko ivelan’ny fitondrana fa efa manao ny ataony ry zareo mpitondra”, hoy […]