Auteur/autrice : Adnews

Fanajariana vahoaka

  Lehibe, voalohany, maika amin’ny asa fampandrosoana ny fiainam-bahoaka amin’izao? Ny maha olona hoe anisan’ny loharanon-karena amin’ny fampandrosoana amin’izao fe-potoam-piasana vaovao izao. Izay ilay hoe sosialim-bahoaka. Tsy hisy hadino? Ho hita eo… Fa manao ahoana koa ny vahoaka ifotony amin’izay fihetsehana sy fisitrahana fampandrosoana izay? Vonona hiova sy hiasa ary […]

Sakafo biolojika : omen-danja any Alemaina ny vehivavy

Atao any Nuremberg, Alemaina, ny 13 hatramin’ny 16 febroary izao, ny hetsika iraisam- pirenena mikasika ny fambolena sy ny sakafo biolojika Biofach. Mandray anjara amin’izany koa i Madagasikara. Lohahevitra noraisina tamin’ity andiany taona 2024 ity ny hoe : « Sakafo ho an’ny ho avy : fiantraikan’ny rafitra ara-tsakafo maharitra amin’ny vehivavy ». Nasongadin’ny […]

TSELATRA

Lehilahy iray tratran’ny mpitandro filaminana rehefa nangalatra aroloha an’ny mpitondra moto iray tao amin’ny fiantsonan’ny fiara anatin’ny kianja fanaovam-bolina ao By-pass, ny talata 13 febroary teo. Nentiny nandositra io fitaovana io. Voasambotra taorian’ny fikarohana azy io lehilahy io. Noviravirain’ny mpamaky fasana indray ny taolam-balo tao Ampananina, fokontany Ankadifotsy, kaominina Mahitsy, […]

Tanàna roa voatafika : fito lahy nandroba mpandraharaha voasambotra

Nitondra fitaovam-piadiana mahery vaika toy ny basy ireo jiolahy nanafika tao amin’ny tokantranon’ny mpandraharaha iray ao amin’ny fokontany Ampasinambo, kaominina ambanivohitra Lakato, distrikan’i Moramanga ny alin’ny alatsinainy teo. Nanafika tao amin’ny fokontany Ambodi­gavo ireo olon-dratsy talohan’io saingy tsy nahazo na inona na inona ka nifindra tao amin’ny toerana nisy ilay […]