Naratra mafy, voakapa famaky ny tovolahy iray tao Antanantsara, Port Bergé, ny 3 febroary teo. Kilasy famaranana ao amin’ny liseam-panjakana ao an-toerana izy. Nikasa hihazo ny kaominina Leanja, fiaviany izy no lasibatra. Tafara-dalana tamin’ny lehilahy iray teny an-dalana. Nivily nisotro rano tany amin’io olon-tsy fantatra io rehefa niala ny lakana […]
Auteur/autrice : Adnews
Fanolanana : roa lahy voasambotra
Lahiantitra 62 taona voasambotry ny polisim-pirenena tao amin’ny fokontany Ankiririky Avaratra, distrikan’Antsohihy, afakomaly. Nanolana zazavavy vao 15 taona monja io tsivalahara io. Nentiny tao an-trano ilay ankizivavy ka nokasainy hanamparana ny filan-dratsiny. Niverina tampoka anefa ramatoa vadin’io lehilahy io ka tratra ny fikasan-dratsiny. Nosamborin’ny fokonolona ilay lahiantitra ary natolotra ny […]
Nahantona tamin’ny tady : ahina novonoin-drainy i Andriano
Ny rainy ihany no ahina ho tompon’antoka nahafaty an’i Andriano, zazalahy kely vao 5 taona, araka ny fanadihadiana nataon’ny polisy. Mangana ny vatany, nohosena tamin’ny kiraro, nahantona tamin’ny tady ny tendany. Maty nisy namono tao an-tranon’ny renibeny, i Andriano, zazalahy kely vao dimy taona, ny sabotsy tolakandro. Nivoaka nividy zavatra […]




