Auteur/autrice : Adnews

Tous sur le terrain

Plus d’actions et moins de bureaucratie. Tel pourrait être le mot d’ordre du président de la République pour lancer définitivement son second quinquennat. A  peine nommée, la nouvelle équipe du locataire de Mahazoarivo doit suivre le rythme imposé par le numéro un de l’Exécutif, à la fois accéléré et calculé […]

Fahasimban-dalana : niverina ny fifamoivoizana Antsohihy-Mandritsara

Niantraika tamin’ny lalana maro eto amintsika ny rotsakorana nisesy amin’izao fo­toam-pahavaratra izao, indrindra ny any amin’ny tapany avaratry ny Nosy. Anisan’ izany ny fahatapahan’ny lalam-pirenena RN32, nandritra ny ora maromaro, mampifandray an’Antsohihy sy Mandritsara, PK26, any amin’ny kaominina Ampombolava. Nanampy trotraka ny fahasimbana ny tsy fisian’ny fantsom-be (buse) ao ambany […]

VAOVAO TAMBATRA

Efa vita ny fanarenana eo amin’ny lalam-pirenena RN4, sampanan-dalana Anjajia, PK437. Eo koa ny fanamboarana ny tetezan’Antanambao Andranoava, PK498+400, sy ny tetezamby eo Mangapaika, PK 505. Manampy ireo ny fanarenana ny lalana eo amin’ny PK466, akaiky ny tananan’i Beforona. Vita ny 1 febroary teo ireo asa ireo, avy amin’ny tetikasa […]