Sehatra iray anisan’ny mahasarika tanora maro ny filatsahana an-tsitrapo maneran-tany. Anisan’ny sampana iray mandray izany, ary miasa eto Madagasikara ny Croix-Rouge Malagasy. Ahazoana tombontsoa maro ny fiseharana amin’izany, raha ny fanadihadiana natao. Manodidina ny 10 333 ny isan’ny mpilatsaka an-tsitrapo eo anivon’ny Croix-Rouge Malagasy (CRM) hatramin’izao, raha ny antontan’isa voaray […]
Auteur/autrice : Adnews
FANTINA sy FINTINA
Miisa 10 ireo mpanao gazety kandidà hofidina ho mpikamban’ny HCDDED. Hotanterahina rahampitso ny fifidianana azy ireo, ka ireo mpikambana eo anivon’ny biraon’ny holafitra (OJM) miisa 47 no haneho ny safidiny. Manana 5mn hanaovana propagandy izy ireo amin’izany. “Miaina ny jadona sy ny tsy fanarahan-dalàna isika izao”, hoy ny depiote Rabenirina […]
Ady amin’ny kolikoly: nihemotra ny laharan’i Madagasikara
Namoaka ny tatitra (IPC) fanaony isan-taona ny eo anivon’ny Transparency International – Initiative Madagascar (TI-IM), omaly, tetsy Anosy. Mbola mahazo vahana ny kolikoly. Nahazo isa 25/100 i Madagasikara amin’ny maridrefy (IPC). Laharana faha-145 amin’ireo firenena 180, ho an’ny taona 2023. Isa 26/100 kosa izany teo alohan’izany, ny taona 2022. “Tsy […]
Toe-tsaina miiba
Nahoraka omaly, teto an-dRenivohitra sy tamin’ny tambajotran-tserasera ny fako misavovona eny Anosipatrana. Tapaka tanteraka ny lalana, ary manomboka marary ny mponina. Tafahoatra ny havoretran’ny tanàna, izay mainka mandetika ny mponina any anaty fahantrana mangitsokitsoka. Zava-doza, 80% amin’ny mponina, izay manatona toeram-pitsaboana dia mararin’ny loto avokoa. Asa! Miova sata miova […]
Fifidianana ben’ny Tanàna sy depiote: mbola miketrika tanteraka ny tetiandro ny Ceni
Tsy mbola nivoaham-pofona. Ao anatin’ny fandinihana ny tetiandrom-pifidianana ny eo anivon’ny Ceni amin’izao fotoana izao. Nambaran’ny mpampakateny eo anivon’ny Ceni, i Soava Andriamarotafika, omaly, teny Alarobia, fa handroso ny volavolana tetiandro izy ireo aorian’ny fikatonan’ny lisi-pifidianana ny volana mey izao. “Mazava ny voalazan’ny lalàna fa aorian’ny famaranana ny lisitra no […]




