Le ministre des Forces armées, le général Lala Sahivelo, affiche sa fermeté vis-à-vis des militaires impliqués dans des actes de banditisme. Aucune tolérance n’est admise. Tolérance zéro. C’est le mot d’ordre du ministre des Forces armées (MFA), le général Lala Sahivelo, dans la lutte contre l’insécurité. Le ministre se veut […]
Auteur/autrice : Adnews
Fiahiana sosialy: nanampy ny seminera ny Hiaraka isika
Mitohy hatrany ny asa sosialy ho fanampiana ny mpiara-monina. Namaly ny antso avo nataon’ ny pretra Herivonjilalaina Orthasie Marcellin, rektoran’ny seminera ao amin’ny St Francois de Sales, Analamazaotra Toamasina, ny antoko Hiaraka isika. Nitondra anjara biriky tamin’ny fitsofandrano ny andiany voalohany hivoaka ho diakra ny 4 febroary izao ity antoko […]
Badminton – «Mada sénior»: Mbola tsy nisy naharesy i Thierry
Tontosa ny sabotsy sy ny alahady teo, teny amin’ny kianja mitafo ANS Ampefiloha, ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja badminton, sokajy “senior” lahy sy vavy. Mbola voatazon’i Thierry (St Jo Mahamasina) ny maha tompondaka azy, teo amin’ny “série A” lehilahy. Resiny teo amin’ny famaranana, tamin’ny seta 2 no ho 1 […]
SOMBIM-BAOVAO
Hotanterahina ny 3 sy ny 4 febroary ho avy izao ny lalao fifanintsanana basikety, sokajy vehivavy U23, 3X3, any amin’ny ligim-paritr’i Bongolava. Tsiahivina fa izay tompondaka amin’ity no hisolo tena an’i Bongolava amin’ny fifaninanana « De la Rue vers l’Or », izay hatao eto Antananarivo, ny 16-18 febroary. Nifindra klioba any Seychelles […]
Atletisma-Ligin’Itasy : hanomboka ny “Cross-Country”
Nivoaka ny alahady lasa teo ny fandaharam-potoana, taom-pilalaovana 2023-2024, ho an’ny ligin’Itasy, taranja atletisma. Raha tsy misy ny fiovana, hotanterahina ny 24 febroary ho avy izao, any Analavory, ny fifaninanana rezionaly “Cross-Country”. Ny sokajy U16, U18, U20 sy Sénior no afaka mandray anjara amin’izany. Hotontosaina manomboka ny volana avrily ny […]




