Auteur/autrice : Adnews

Fivarotan-tena ana habaka: vehivavy telo nalefa eny am-ponja

Naiditra am-ponja vonjimaika eny Antanimora ireo vehivavy telo voalaza ho mampiasa tovovavy amin’ny asa mamoafady  ana habaka. Mbola hokarohina sy hosamborina ihany ireo tambajotra minia mbola manao izany. Naiditra am-ponja vonjimaika eny Antanimora ireo vehivavy miisa telo voasaringotra amin’ny fampivarotan-tena ankizivavy. Herinandro vitsy lasa izay, nahazo vaovao momba ity asa […]