Feno dimy taona ny sekoly rugby, Association des Jeunes Sportifs (AJS) Mada eny Tsiadana. Miezaka mitaiza sy mamolavola ny ankizy sy ny tanora hitia fanatanjahantena izy ireo. Hotontosaina ny alahady 24 desambra ho avy izao, eny amin’ny kianjan’ny Oniversite Ankatso, ny fankalazana ny fahadimy taona nijoroan’ny Association des Jeunes Sportifs […]
Auteur/autrice : Adnews
VAOVAO TAMBATRA
Tanterahina mandritra ny efatr’andro ny fampiofanana fandrafetana ny drafi-pitantanana “Business plan”. Resahina mandritra izany ny fampiofanana ireo tomponandraikitra eo anivon’ny minisitera, ny talem-paritra samihafa, ireo mpiompy trondro, ireo Banky sy ny fampindramam-bola madinika mahakasika ny rindrambaiko UTIDA. Nahazo milina hanodinana voasary makirana ny distrikan’i Manandriana. Nahazo ny anjarany ihany koa […]
Irondro-Manakara: vita godirao ny lalana RN12A
Vita ny lalam-pirenena eo Irondro (sampanana RN 25) mankany Manakara, ny RN12A. Narenina natao godirao tanteraka ity lalana mirefy 118 km ity, taorian’ny rivodoza nitranga tamin’ny fiandohan’ny taona teo. Famatsiam-bola avy amin’ny Banky iraisam-pirenena no nanaovana azy, ao anatin’ny Tahirimbola ho an’ny asa vonjy taitra. Nisy tetezana mirefy 102 metatra […]
ENEM Mahajanga : hampitomboina ny Malagasy tantsambo
Tafiditra ao anatin’ny vina apetraky ny Ecole nationale d’enseignement maritime (ENEM) ao Mahajanga, ny fampitomboana ny Malagasy tantsambo miofana eo anivon’ny sekoly. Noho izany, hampitomboina avo folo heny farafahakeliny ireo Malagasy hiofana eo anivon’ity sekoly ity. Fanamby apetraky ny minisiteran’ny Fitaterana sy ny famantarana ny toetr’andro ny hametraka sekoly mpampiofana […]
Fampandrosoana : vonona hanohana an’ i Madagasikara ny BAD
Hiara-hiasa akaiky amin’i Madagasikara ny Banky afrikanina ho an’ny fampandrosoana amin’ny fanatanterahana ireo tetikasa entina hampandroso ny firenena. «Hanohana ireo tetikasa fampandrosoana eto Madagasikara ny Banky afrikanina ho an’ny fampandrosoana (BAD)», hoy ny filohany, i Adesina Akinwumi. Hojerena manokana ireo tetikasa momba ny fambolena, ny angovo, ny fiarovana ny tontolo […]




