Miroborobo fatratra ankehitriny, ny fivoizana ny fiverenana eny an-doharano na ny fiverenana ifotony. Saika tratran’io avokoa ny sehatra iray manontolo, indrindra fa ny kolontsaina sy ny zavakanto. Niharan-javatra maro anefa ireo raha ny tranga hita teto Madagasikara. Noho izany, mila mitandrina fatratra ny Malagasy. Ny fahalalana, ohatra, nozimbazimbain’ny vahiny ka lasa […]
Auteur/autrice : Adnews
« Slam Session »: anisan’ny mandray ny hetsika ny Tranomboky monisipaly
Manomboka miverina tsikelikely sy mihamitombo ny hetsika ao amin’ny Tranomboky monisipaly Analakely. Efa ahitana ny seho “Slam poèsie” ihany koa eny an-toerana manomboka izao. Tanterahina anio tolakandro, eny amin’ny Tranomboky monisipaly Analakely, ny hetsika “Slam Session”. Seho an-tsehatra karakarain’ny Madagaslam section tana (MST) sy ny avy eo amin’ny Tranomboky monisipaly […]
Asa eny anivon’ny haino vaky jery : manabe ny maha olona iray manontolo ary mampandroso ny firenena
Mihevitra ny ankamaroan’ny olona fa mitana andraikitra goavana sy tena miasa ary herin’ny haino vaky jery anankiray ny mpanao gazety, raha ny fanadihadiana natao. Voakasik’izany, ny tontolon’ny radio sy ny fahitalavitra, raha ny fanehoan-kevitr’izy ireo hatrany. «Ampahany kely fotsiny ny anjara toeran’izy ireny eny anivon’ireny karazana haino vaky jery misy […]
FANTINA sy FINTINA
Hametra-pialana anio, eo anivon’ny filankevitry ny minisitra, ny governemanta Ntsay Christian. Hanohy ny fampandehanan-draharaha ireo minisitra manomboka izao raha any amin’ny fiandohan’ny taona any kosa vao mety hanova ny governemanta ny filoha. Tapitra ny 72 ora nomen’ireo raiamandreny ara-drazana ka mbola nanampy 48 ora indray izy ireo. Takin’izy ireo ny […]
Fanohizana ny tolona : vonona hiatrika fifidianana ny C11
Namoaka fanambarana ny vondron’ny kandidà (C11). Naneho fahavononana amin’ ny hiatrehana ny fifidianana rehetra izy ireo saingy nametraka fepetra. Anisan’izany ny fanatsarana ny tontolom-pifidianana sy ny fanajana ny lalàna velona “Antoka ho an’ny fitonian’ny firenena izany”, hoy izy ireo. Nohamafisin’ny C11 koa ireo fitakiana efa natao mba hisorohana ny krizy […]




